Rejoice Family

Rejoice Family REJOICE Family, un groupe de jeunes qui a pour objectif de répandre la parole de Dieu

08/04/2026

TSY MIOVA NY FITIAVAN'ANDRIAMANITRA ANAO

01/04/2026

AVANCE, PRIE, CROIT
LE CIEL N'A PAS ABANDONNER TON HISTOIRE
😊🥰😘

27/03/2026

Ny fiainana misy Jesosy dia fiainana tsy ho rava mandrakizay
Ny fiainana misy Jesosy dia fiainana tsy ho potika mandrakizay
Ny fiainana misy Jesosy dia fiainana efa Hananany programa, planina tsara lavitra

👉🏻 Androany raha handeha ihany dia mandehana miaraka amin’ny Jesosy
👉🏻 Raha andeha ihany dia misafidiana miaraka amin’ny Jesosy
👉🏻 Raha andeha ihany dia mifikira miaraka amin’ny Jesosy

« Izaho no voaloboka, ianareo no sampany. Izay miray amiko, ary Izaho aminy, dia mamoa be izy; fa raha misaraka amiko kosa ianareo, dia tsy mahay manao na inona na inona. » «Jaona 15:5

26/03/2026

« Fa katsaho aloha ny fanjakany sy ny fahamarinany, dia hanampy ho anareo izany rehetra izany. » Matio 6:33

25/03/2026

Fa moa misy zavatra mahagaga Izay tsy hain' I JÉHOVAH va?
GENESISY 18: 14

13/03/2026

👉🏻 Oui mafy ilay ady lalovanao, very fanantenana ianao, kivy sy ketraka ary tsy hitanao intsony izay hatao.
👉🏻 Efa ela ianao voageja tao anaty io aretina io, efa nitoto nitady panasitrana fa tsy mety sitrana. Eto eo amin’ny Jesosy ny aretinao.
👉🏻 Ianao ilay karazan’olona toa voaratra foana ny fonao, voafitaka lava, diso fanantenana. Ento eo amin’ny Jesosy ny fonao
👉🏻 mety misy zavatra personnel lalovanao ndao hifampivavaka isika

Ndao hifampivavaka isika. Manasa manokana mba andefa ny anaranao sy ny sujet de prière anao eo amin’ny commentaire na any amin’ny mp fa hivavaka ho anao izahay.

Mifampivavaha mba ho sitrana ianareo. Ny fiasan’ny fivavaky ny marina dia mahery indrindra. Jakoba 5:16

09/03/2026

TSY VOATERY IANAO TOMPO ITY AHY. TSY TAKATRY NY SAIKO NY FITIAVANAO AHY

08/03/2026

HANAOVY ZAVA-BAOVAO NY FIAINANAY JESOSY AH 🥰

28/02/2026

Ny zavatra rehetra azo atao, nefa tsy ny zavatra rehetra no mahasoa; ny zavatra rehetra azo atao, nefa tsy ny zavatra rehetra no mampandroso. 1 korintiana 10:23

Isika ny hanao zavatra ianao dia apetraho foana ireo fanontaniana roa ireo : ? ? Safidio tsara ny lalana tokony hiainantsika androany.

Fanahy masina anie hanokatra ny fahatankarantsika manomboka androany 🥰

20/02/2026

RAHA MBOLA TAFATSANGANA ANDROANY DIA MBOLA TSY TAPITRA NY FIAINANAO FA MBOLA AFAKA MANANA AVENIR TSARA LAVITRA IANAO, MBOLA AFAKA MANOVA NY TANTARAM-PIAINANAO JESOSY 🥰

03/02/2026

Aza hatrahatra ny vavaka na manonja aza ny ranomasina (zavatra mandalo eo amin’ny fiainanao) mandrosoa fa Jesosy no mitantana anao 🥰

30/01/2026

Na dia miteny amin’ny fitenin’ny olona sy ny anjely aza aho 😇🗣️,
kanefa tsy manana fitiavana ❤️,
dia tonga varahina maneno 🔔 sy kipantsona mikarantsana aho 🎺.

Ary na dia manana faminaniana aza aho 🔮
ka mahalala ny zava-miafina rehetra 🤍
sady manana ny fahalalana rehetra 🧠,
ary na dia manana ny finoana rehetra aza aho ⛰️🙏
ka mahafindra tendrombohitra,
kanefa tsy manana fitiavana ❤️,
dia tsinontsinona aho 😔.

Ary na dia omeko hohanin’ny malahelo aza ny fananako rehetra 🍞🤲
ary na dia atolotro hodorana aza ny tenako 🔥,
kanefa tsy manana fitiavana ❤️,
dia tsy mahasoa ahy akory izany 😶.

Ny fitiavana ❤️
👉 mahari-po ⏳
👉 sady mora fanahy 🤍
👉 tsy mialona 🚫😒
👉 tsy mirehareha 🚫🙌
👉 tsy mieboebo 🚫
👉 tsy manao izay tsy mahamendrika ❌
👉 tsy mitady ny azy 🙏
👉 tsy mora sosotra 😌
👉 tsy manao otri-po 🧠✨
👉 tsy mifaly amin’ny tsi-fahamarinana 🚫⚖️
👉 fa miara-mifaly amin’ny fahamarinana kosa 🎉⚖️
👉 mandefitra ny zavatra rehetra 🤝
👉 mino ny zavatra rehetra 🙏
👉 manantena ny zavatra rehetra 🌈
👉 maharitra ny zavatra rehetra 💪.

✨ Ny fitiavana tsy ho levona mandrakizay ❤️♾️

📖 1 Korintiana 13:1–8

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Rejoice Family posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to Rejoice Family:

Share