08/01/2025
Noely tao Mandrarahody fanantenana 2025,Misaotra an'Andriamanitra Tompo noho zavatra rehetra, Misaotra antsika rehetra Ary fisaorana mitafotafo ho an ireo mpiandraikitra s'y mpampianatra sekoly alahady fa tena nahafinaritra , n'y Fahasoavan 'Andriamanitra ho aminareo tsitairay avy, Bonne année 2025. Daholo oh 🤩🥰🙏🏾❤️