NoName

NoName Confédération des Églises et Associations Évangéliques de Madagascar

Ceaem Madagascar   -22
27/06/2022

Ceaem Madagascar


-22

Finaritra Miarahaba antsika rehetra nahatratra ny andro 26 jiona 2022 anio.Mirary fetin'ny fahaleovantena sambatra ho an...
26/06/2022

Finaritra Miarahaba antsika rehetra nahatratra ny andro 26 jiona 2022 anio.
Mirary fetin'ny fahaleovantena sambatra ho antsika rehetra ny Birao Ceaem Madagascar.
Ny hafatra dia ny hoe : "Dia nijery aho sady nitsangana ka nilaza tamin'ny manan-kaja sy ny mpanapaka mbamin'ny vahoaka sisa hoe : Aza matahotra azy ianareo ; ny Tompo lehibe sy mahatahotra no tsarovy, ka miadia hiaro ny rahalahinareo sy ny zanakareo-lahy sy ny zanakareo-vavy sy ny vadinareo ary ny tranonareo...Ary izay nandrafitra ny manda sy ny mpitondra entana izay nanangona ny korotam-bato sy ny tany dia samy niasa tamin'ny tànany anakiray, ary nitan-defona kosa ny tànany anakiray. (Nehemia 4 : 8, 11)

MIANDRY ANTSIKA GASIKARA.
FIADANANA
(hafatry Camille RATSIMBAZAFY)

20/06/2022






Fivorian'ny Birao Ceaem MadagascarFanomanana ny "ASSEMBLEE GENERALE" 2022Narahina fiaraha-misakafo
18/06/2022

Fivorian'ny Birao Ceaem Madagascar
Fanomanana ny "ASSEMBLEE GENERALE" 2022
Narahina fiaraha-misakafo

14/06/2022

13/06/2022

Ny CEAEM dia mijoro ho rafitra matanjaka iray
Hisolo tena sy hampiray feo ny Fiangonana sy ny Fikambanana Évangélique rehetra.

10/06/2022

Fiadanana!
Inona no fanalavana ny CEAEM?
Conféderation des Eglises et Associations Evangeliques de MADAGASCAR

09/06/2022



04/06/2022


04/06/2022




Address

Androndrakely
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when NoName posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share