23/08/2022
Maro no afa-po,ary mbola vonona ny hanome fahafaham-po ho anao izahay
Ho anao manana olana injection,ireny mi check3-4(Kymco) ireny,tsy mila manolo calc sy corp ,vitanay ny manala izany ary milamina sy tsy miaka-midina intsony ny ralentir anao.
Manao ny asa rehetra momba ny diagnostic moto,manao reparation et entretien ihany koa:
-Lire le systeme d'information
-Lire le flux de données
-Lire les codes d'erreur
-Effacer les codes d'erreur
-Geler les données
-Réglage du ralenti CO
-Réprogrammation calc
➡️Réglage boîte
➡️Manao moteur, mécanique générale
➡️ Équipements complet
Contact : 034 09 408 77
Lieu : Ambatomitsangana-Ambohimangakely