FLM Toby Soatanàna Ilafy

FLM Toby Soatanàna Ilafy Pejy ahafahanao mahalala sy Mahafantatra ny Fiainan'ny Fiangonanà Toby Soatanàna Ilafy, ary koa ho

Misaotra an'i Jesosy fa tanteraka ny Andro voalohany t@ isataona faha 45 an'ny Toby Soatanana Ilafy. Isaorana ireo tompo...
26/05/2026

Misaotra an'i Jesosy fa tanteraka ny Andro voalohany t@ isataona faha 45 an'ny Toby Soatanana Ilafy. Isaorana ireo tompon'anjara rehetra tompoko.

24/05/2026
Manasa antsika mpiandry sy Mpiomana rehetra tompoko ho Tonga hanatrika ny Seminery ho fanokafana ny isataonan'ny Toby So...
11/05/2026

Manasa antsika mpiandry sy Mpiomana rehetra tompoko ho Tonga hanatrika ny Seminery ho fanokafana ny isataonan'ny Toby Soatanana Ilafy. Izany Dia hotanterahina AO @ FLM Ilafy ny Asabotsy 23 Mey ho AVY izao. Aoka hifampilaza tompoko.

Address

Toby Ilafy
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FLM Toby Soatanàna Ilafy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category