KTZa Ampandrana Taninanandrano

KTZa Ampandrana Taninanandrano "Mahay ny zavatra rehetra aho ao amin'Ilay Mampahery ahy" Fil 4 : 13

Famaranana amin'ny fomba ofisialy ny zaika be nataon'ny sampana KTZa manerana ny nosy
13/08/2026

Famaranana amin'ny fomba ofisialy ny zaika be nataon'ny sampana KTZa manerana ny nosy

12/08/2026
07/08/2026

FPVM Tsaratanana Antanifotsy Soanierana Ivongo

06/08/2026

Andro faharoa Tafika Masina lehibe Soaniera Ivongo.

Andro voaloany Tafika masina lehibe KTZaAT Soanierana Ivongo 2026 an-tsary 📷
05/08/2026

Andro voaloany Tafika masina lehibe KTZaAT Soanierana Ivongo 2026 an-tsary 📷

05/08/2026

Hanainga handeha hanatanteraka ny Tafika Masina lehibe any amin'ny faritra Soanierana Ivongo iny izahay KTZaAT.

Sortie FPVM  Fiainam-baovao AmbohidratrimoAlahady 19 Jolay 2026Vokatra ny tanora "Indro havaoziko ny zavatra rehetra."Ap...
19/07/2026

Sortie FPVM Fiainam-baovao Ambohidratrimo
Alahady 19 Jolay 2026
Vokatra ny tanora
"Indro havaoziko ny zavatra rehetra."Apok 21 : 5b

Fintina an-tsary ny Déjeuner concert KTZaAT 2026.Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany fa tontosa soa aman-tsara n...
05/07/2026

Fintina an-tsary ny Déjeuner concert KTZaAT 2026.

Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany fa tontosa soa aman-tsara ny Déjeuner concert ny sampana omaly Sabotsy 04 Jolay 2026.
Eto ihany koa dia maneho fisaorana feno fitiavana ho anareo rehetra nanohana anay na tamin' ny fandraisana anjara, fitondrana am-bavaka sy tamin'ny fiaraha-miasa maro samihafa.
Jesosy Kristy ilay manan-karena fahasoavana anie hamaly fitia ho anareo tsirairay avy.

Address

FPVM Taninanandrano Ampandrana
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when KTZa Ampandrana Taninanandrano posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share