20/05/2025
Ny vovonan'ny tanora eto amin'ny EKAR Analamahitsy dia manolotra antsika rehetra gala de Pâques izay mitondra ny lohanteny hoe " 𝙀𝙛𝙖 𝙣𝙞𝙩𝙨𝙖𝙣𝙜𝙖𝙣𝙖 𝙞𝙯𝙮 " , izay hanehoan'ireo tanora seho an-tsehatra izany paka izany.
📅Sabotsy 31 mai 2025
🕜Manomboka amin'ny 01 ora sy sasany
🏫 Toerana EKAR Analamahitsy
Tongava maro 🥰.