Taranaka voafidy

Taranaka voafidy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Taranaka voafidy, Antananarivo.

DIA 'ZAY...                                 ♥Hitan' i Jesosy ange lay masonao tomany e !Ilay fonao malahelo sy ny sainao...
22/03/2026

DIA 'ZAY... ♥

Hitan' i Jesosy ange lay masonao
tomany e !
Ilay fonao malahelo sy ny sainao
kivikivy .
Dia aza mieritreritra hoe miady irery
izany fa...
Manolora tena dia hamaly
vavaka IZY ❤️

29/07/2021

Fiadanana e ! 🕊️🕊️

FIJOROANA VAVOLOMBELONA.
Narindra, Nandray ny famonjen'i JESOSY KRISTY , lasa mpitory ny filazantsara ankehitriny.
Ary mitondra ny anarana "Toky Narindra".

Inona no niseho ? Inona ilay nampiova lalana azy? Inona no tena zava-nisy marina ?

Ho arahinao eto @ pejy Hifoha Indray ny fijoroana vavolombelona izay hoentiny.

Aza adino ary ny fotoanantsika.

Mirary herinandro tahian'Andriamanitra ho antsika rehetra

Address

Antananarivo
TANA105

Telephone

+261345741082

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Taranaka voafidy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share