Sakaizan'ny RTF

Sakaizan'ny RTF Fikambanana manampy ny
Radio Teny Fiainana FM 91.2

07/03/2024

Tsy niaraka nanao répétition ireto tanora ireto kanefa tonga dia nifandray be ny tadindokanga ka dia niaraka namarana ny fankalazàna ny faha 15 taonan ny RTF tamin'ny Voninahitra'Andriamanitra feno.

Vita soa amantsara ny Fanokafana ny Fankalazana ny faha 15 taonan'ny RTF. Voalohany Isaoarana Jesosy. Misaotra ny Fileov...
07/03/2024

Vita soa amantsara ny Fanokafana ny Fankalazana ny faha 15 taonan'ny RTF. Voalohany Isaoarana Jesosy. Misaotra ny Fileovana Ankadinondry Sakay nampiantrano. Misaotra ny KFB sy Groupe Jajah ary misaotra ny ekipan ny Radio sy ny Sakaiza.

02/01/2024

Mirary Taona 2024 feno fitahiana antsika mpihaino sy Sakaiza rehetra. Sady taona hankalazàna ny Jobily faha 15 taonan'ny RTF.

28/04/2023

Déjeuner Concert miaraka @ Tanora Masina Itaosy ny 17 Jonathan ao @ Espace Olympia Ampitatafika. Miantso antsika handray anjara tompoko.

28/04/2023
23/03/2023

Manantena antsika Sakaizan'ny RTF tonga maro rahariva ary ao FLM 67ha. Efa nandeha amin'ny RTF foana ny filazàna.

Mirary Soa anareo ny birao

13/02/2022

Salama. Rentsika tamin'ny faran'ny herinandro teo fa nisy fahataphana ny Radio noho ny varatra. Mila antsika r hiray hina amin'ny fanarenana satria bé ny Simba : ordinateurs 5, onduleurs 2, efa nisy nanolo ny compresseur, sns, raha misy mahay électronique dia mba milazà tompoko na hanolotra hanamboarana azy dia toy ny mahazatra.

28/01/2022

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261346131437

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sakaizan'ny RTF posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to Sakaizan'ny RTF:

Share