VLM Fanilo Ambohitrimanjaka

VLM Fanilo Ambohitrimanjaka Croix bleue

๐Ÿ™3 MAY 2026๐Ÿ™โค๏ธMamerina fisaorana ireo izay namaly ny  antsoโค๏ธ๐ŸšญโŒ๐ŸบโŒ๐ŸšฌโŒ๐Ÿ’‰Vlm Fanilo Ambohitrimanjaka
05/05/2026

๐Ÿ™3 MAY 2026๐Ÿ™

โค๏ธMamerina fisaorana ireo izay namaly ny antsoโค๏ธ

๐ŸšญโŒ๐ŸบโŒ๐ŸšฌโŒ๐Ÿ’‰Vlm Fanilo Ambohitrimanjaka

Mamerina fisaorana anareo izahay VLM Fanilo Ambohitrimanjaka taminโ€™ny fanotronana ny alahadinay 3 May lasa teo.    Isaor...
04/05/2026

Mamerina fisaorana anareo izahay VLM Fanilo Ambohitrimanjaka taminโ€™ny fanotronana ny alahadinay 3 May lasa teo.
Isaorana manokana ny Fitandremana Fanilo Ambohitrimanjaka sy
Ianareo toanga nasaina rehetra ihany koa
Indro ary ny fintina antsary nanamarika izany.VLM Fanilo Ambohitrimanjaka

Samy ho tahinโ€™Andriamanitra

Apiana vavaka dia feno tsara๐Ÿ’“๐Ÿ’“๐Ÿ’™๐Ÿ’™๐Ÿ™๐Ÿ™
18/02/2026

Apiana vavaka dia feno tsara
๐Ÿ’“๐Ÿ’“๐Ÿ’™๐Ÿ’™๐Ÿ™๐Ÿ™

Andriamanitra ๐Ÿ™ilay tia faratapony indrindra Atsika olombelon ๐Ÿ™๐Ÿ’“mba hanahafatsika Azy koa ๐Ÿ’“Hanampitiavana ๐Ÿ’“๐Ÿ’“๐Ÿ™
17/02/2026

Andriamanitra ๐Ÿ™ilay tia faratapony indrindra Atsika olombelon ๐Ÿ™๐Ÿ’“mba hanahafatsika Azy koa ๐Ÿ’“Hanampitiavana ๐Ÿ’“๐Ÿ’“๐Ÿ™

Lioka :2;14๐Ÿ’“Voninahitra any amn Avo indrindr ho an Andriamanitra,Ary fiadanana ho ety ambon ny tany, amin ny olona ankas...
16/02/2026

Lioka :2;14๐Ÿ’“
Voninahitra any amn Avo indrindr ho an Andriamanitra,
Ary fiadanana ho ety ambon ny tany, amin ny olona ankasitrahany ๐Ÿ’“
Fifaliana no niatrehana ny krismasy ny VLM sp Anta omaly
15/02/26๐Ÿ’“๐Ÿ’“๐Ÿ’“๐Ÿ’“
Isaorana Jesosy Tompon ny Asa๐Ÿ™
Fileovana Ambohitsaina
Fitandremana Avaratr akatso

๐Ÿ™โค๏ธ๐Ÿ’™
01/02/2026

๐Ÿ™โค๏ธ๐Ÿ’™

"...Fiadanana ho ety ambonin'ny tany ho an'ny olona ankasitrahany" Lioka 2.14b
๐Ÿ™๐Ÿพ Noho ny fandaminana avy amin'ny Synodam-paritany Antananarivo, dia ahemotra ny Alahady 15 Febroary 2026 manomboka amin'ny 10 ora maraina ny Krismasintsika VLM SPAnta

๐Ÿ™๐ŸพEnto am-bavaka ny fotaontsika

๐Ÿ™๐Ÿพ ho Voninahitr' Andriamanitra irery ihany

Address

Ambohitrimanjaka
Antananarivo
105

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when VLM Fanilo Ambohitrimanjaka posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share