Young Messengers Madagascar

Young Messengers Madagascar Je puis tout par celui qui me fortifie.
- Filipiana 4 : 13 -

Hoanao ity ...Aoka ny tenin'ny vavako sy ny fisainan'ny foko samy hankasitrahana eo imasonao, Jehovah o, Vatolampiko sy ...
25/03/2024

Hoanao ity ...

Aoka ny tenin'ny vavako sy ny fisainan'ny foko samy hankasitrahana eo imasonao, Jehovah o, Vatolampiko sy Mpanavotra ahy. — Salamo 19 : 14

---------

Hoanao ity ... « 18 Ary Jesosy nanatona dia niteny taminy ka nanao hoe: Efa nomena Ahy ny fahefana rehetra any an-danitr...
02/01/2024

Hoanao ity ...

« 18 Ary Jesosy nanatona dia niteny taminy ka nanao hoe: Efa nomena Ahy ny fahefana rehetra any an-danitra sy et? antany; 19 koa mandehana hianareo, dia ataovy mpianatra ny firenena rehetra. » - Matio 28:18,19 -

------

Miarahaba antsika rehetra nahatratra ny taona 2024🎉🎉🙏Car je suis l'Éternel, ton Dieu, Qui fortifie ta droite, Qui te dis...
31/12/2023

Miarahaba antsika rehetra nahatratra ny taona 2024🎉🎉🙏

Car je suis l'Éternel, ton Dieu, Qui fortifie ta droite, Qui te dis: Ne crains rien, Je viens à ton secours. - Isaïa 41:13
@followers

Hoanao ity ...Mirary soa eee♥️
31/12/2023

Hoanao ity ...

Mirary soa eee♥️

Hoanao ity ...
11/12/2023

Hoanao ity ...

Hoanao ity ...MANAOVA FANAZARANA DIENY IZAOMat 24:21 “Ary amin’izany andro izany, dia hisy fahoriana lehibe, izay tsy mb...
10/12/2023

Hoanao ity ...

MANAOVA FANAZARANA DIENY IZAO

Mat 24:21 “Ary amin’izany andro izany, dia hisy fahoriana lehibe, izay tsy mbola nisy toa azy hatrizay nanorenana izao tontolo izao, ka mandraka ankehitriny, sady tsy hisy intsony”

Ny fotoam-pahoriana sy fijaliana manoloana antsika dia vanim-potoana ilàna finoana izay afaka hiaritra havizanana sy fanemoram- potoana ary hanoanana, dia finoana izay tsy hihena na oviana na oviana na dia tojo fitsapana mafy aza.

Tsy ho ela dia hisokatra ho eo anoloantsika ny fotoan- tsarotra lehibe izay tsy mbola nisy toa azy hatrizay hatrizay ; amin’izay isika dia hila ny fanandramana izay tsy mbola ananantsika amin’izao fotoana izao. Any amparany any p.242

Matetika Jesosy no mandany ny alina manontolo tamin’ny fivavahana sy ny fandinihana lalina ka niverina rehefa niposaka ny masoandro mba hanao ny asany eo amin’ny vahoaka. IFM p.264 “

Fianarana no nomeko anareo” Jao.13:15

Mirary soa hoantsika rehetra ♥️

Hoanao ity ...Fiadanana!Aoka tsy halaky tezitra ny fanahinao;fa ny fahatezerana mitoetra ao an-tratran'ny adala.Mpitorit...
23/06/2023

Hoanao ity ...
Fiadanana!
Aoka tsy halaky tezitra ny fanahinao;fa ny fahatezerana mitoetra ao an-tratran'ny adala.Mpitoriteny 7:9

Mifalia mandrakariva amin'ny Tompo.Filipiana 4:4
Ary fantantsika fa ny zavatra rehetra dia miara-miasa hahasoa izay tia an'Andriamanitra. Rom 8:28.THT

Mirary ny tsara hoanareo rehetra ee🙏

Hoanao ity ...Ny fitiavana tsy manisy ratsy ny namana;koa dia ny fitiavana no fanatanterahana ny lalàna. Rom 13:10 Mifan...
23/06/2023

Hoanao ity ...

Ny fitiavana tsy manisy ratsy ny namana;koa dia ny fitiavana no fanatanterahana ny lalàna. Rom 13:10

Mifankatiava araka ny fifankatiavan'ny mpirahalahy, mitariha làlana amin'ny fifanomezam-boninahitra. Rom 12:10.

Ny Tompo anie homba anao ary hitahy anao tokoa!
Bonne Sabbat ♥️

Hoanao ity ...Maneke Azy amin'ny alehanao rehetra, fa Izy handamina ny làlanao. Ohabolana 3:6.Izy ireny ihany no mahalal...
20/06/2023

Hoanao ity ...

Maneke Azy amin'ny alehanao rehetra, fa Izy handamina ny làlanao. Ohabolana 3:6.

Izy ireny ihany no mahalala ny mahasoa antsika, koa aza manamafy ny fo intsony.THT

Mirary soa hoanao ♥️

Address

Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Young Messengers Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to Young Messengers Madagascar:

Share