Fanahy IRAY

Fanahy IRAY Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fanahy IRAY, Religious Center, Ankaraobato, Antananarivo.

09/12/2025

β€œAry na inona na inona no angatahinareo amin'ny fivavahana atao amin'ny finoana dia ho azonareo."
Matio 21 : 22

06/12/2025

"Koa ny finoana dia avy amin'ny tori-teny, ary ny tori-teny kosa avy amin'ny tenin'i Kristy."
Romana 10 : 17

05/12/2025
05/12/2025

"π€π¨π€πš 𝐧𝐲 𝐟𝐒𝐭𝐞𝐧𝐒𝐧𝐚𝐫𝐞𝐨 𝐑𝐨 𝐚𝐦𝐒𝐧'𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐑𝐚𝐬𝐨𝐚𝐯𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐀𝐚𝐫𝐒𝐯𝐚, 𝐑𝐨 𝐦𝐚𝐦𝐲 𝐬𝐒𝐫𝐚, π¦π›πš 𝐑𝐨 𝐟𝐚𝐧𝐭𝐚𝐭𝐫𝐚𝐫𝐞𝐨 𝐒𝐳𝐚𝐲 𝐭𝐨𝐀𝐨𝐧𝐲 𝐑𝐚𝐯𝐚π₯𝐒𝐧𝐚𝐫𝐞𝐨 𝐧𝐲 𝐨π₯𝐨𝐧𝐚 𝐫𝐞𝐑𝐞𝐭𝐫𝐚." 𝐊𝐨π₯𝐨𝐬𝐒𝐚𝐧𝐚 πŸ’ : πŸ”

Tsara ny mifety fa tsara ihany koa ny mandinin-tena mandinika ny ratsy natao. πŸ˜‡Tandremo ny tenantsika indrindra fa ilay ...
31/12/2023

Tsara ny mifety fa tsara ihany koa ny mandinin-tena mandinika ny ratsy natao. πŸ˜‡
Tandremo ny tenantsika indrindra fa ilay Fanahy ao anatintsika.

16/10/2023

𝑯𝒂𝒇𝒂𝒕𝒓𝒂 π’Žπ’‚π’…π’Šπ’π’Šπ’Œπ’‚ 𝒉𝒐𝒂𝒏'π’π’š π’π’‚π’Žπ’‚π’π’‚ 𝒓𝒆𝒉𝒆𝒕𝒓𝒂!

πŸ”₯ MANGATAHA DIA OMENA IANAREOπŸ‘‰ Tsy misy RAD tsy hanome ny zanany izay ilainy ka mahasoa azy.πŸ’― Tahaka izany io Jesosy io....
17/03/2023

πŸ”₯ MANGATAHA DIA OMENA IANAREO

πŸ‘‰ Tsy misy RAD tsy hanome ny zanany izay ilainy ka mahasoa azy.
πŸ’― Tahaka izany io Jesosy io. Raha hitany fa mahasoa anao dia homeny anao.
❀️ I Jaona 5 : 14 "Ary izao no fahasahiana ananantsika eo anatrehany: Raha mangataka zavatra araka ny sitrapony isika, dia mihaino antsika Izy"
πŸ’ Fantany izay mahasoa anao

Address

Ankaraobato
Antananarivo

Telephone

+261340417923

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fanahy IRAY posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to Fanahy IRAY:

Share