CAS - Centre d’Appui Spirituel

CAS - Centre d’Appui Spirituel ⛪️ILAY TOERANA MANOME LANJA NY FIAINANAO🔥

23/08/2026

ASANDRATO IZY

🙏Asa fitoriana, Tafika Masina Antanimena Vasakosy, mitory sy mivavaka ho an’ireo olona any anaty Fokontany tsirairay avy...
22/08/2026

🙏Asa fitoriana, Tafika Masina Antanimena Vasakosy, mitory sy mivavaka ho an’ireo olona any anaty Fokontany tsirairay avy any

📢Maro ireo olona nandray ny Filazantsara tao Ankadikely Ilafy omaly Zoma 21/08/26,  🚚
22/08/2026

📢Maro ireo olona nandray ny Filazantsara tao Ankadikely Ilafy omaly Zoma 21/08/26,

🚚

😊Fotoambavaka sy asa fitoriana ny Filazantsara ho an’ny vahoaka ny Ambatomainty ary tsapa tokoa ny hetahetan’izy ireo an...
22/08/2026

😊Fotoambavaka sy asa fitoriana ny Filazantsara ho an’ny vahoaka ny Ambatomainty ary tsapa tokoa ny hetahetan’izy ireo an’Andriamanitra

🖐️Asa fitoriana, CAS Tuléar Andabizy, mitory sy mivavaka ho an’ireo olona any anaty Fokontany tsirairay avy any
22/08/2026

🖐️Asa fitoriana, CAS Tuléar Andabizy, mitory sy mivavaka ho an’ireo olona any anaty Fokontany tsirairay avy any

📍Ambatomainty Maro ireo fanahy mandray an’i Jesosy Kristy ho Tompo sy ho Mpamonjy ny fiainany
21/08/2026

📍Ambatomainty
Maro ireo fanahy mandray an’i Jesosy Kristy ho Tompo sy ho Mpamonjy ny fiainany

🔴 Salamo 28:9 "Vonjeo ny olonao, ary tahio ny lovanao; andraso izy, ka tezao mandrakizay."📸Alahady 16/08/26  t@ 6h CAS A...
21/08/2026

🔴 Salamo 28:9
"Vonjeo ny olonao, ary tahio ny lovanao; andraso izy, ka tezao mandrakizay."

📸Alahady 16/08/26 t@ 6h CAS ANTANIMENA😊

⛪️Adresy : Centre d’Appui Spirituel ( CAS ) 📍Antanimena-Antaniavo; Akaikin’ny Hotel Astauria, Lalana mitsofoka eo ampitan’ny Douanes magasins généraux vassacos.

🎉

🟡Salamo 28:8 "Ny Tompo no heriny, ary Izy no fiarovana mafy hamonjena ny voahosony."📸Alahady 16/08/26  t@ 8h30 CAS ANTAN...
21/08/2026

🟡Salamo 28:8
"Ny Tompo no heriny, ary Izy no fiarovana mafy hamonjena ny voahosony."

📸Alahady 16/08/26 t@ 8h30 CAS ANTANIMENA😊

⛪️Adresy : Centre d’Appui Spirituel ( CAS ) 📍Antanimena-Antaniavo; Akaikin’ny Hotel Astauria, Lalana mitsofoka eo ampitan’ny Douanes magasins généraux vassacos.

🎉

🟢Salamo 28:7 "Ny Tompo no heriko sy ampingako; izy no nitokian'ny foko, ka voavonjy aho; dia mifaly ny foko, ka ny hirak...
21/08/2026

🟢Salamo 28:7
"Ny Tompo no heriko sy ampingako; izy no nitokian'ny foko, ka voavonjy aho; dia mifaly ny foko, ka ny hirako no hiderako Azy."

📸Alahady 16/08/26 t@ 11h CAS ANTANIMENA😊

⛪️Adresy : Centre d’Appui Spirituel ( CAS ) 📍Antanimena-Antaniavo; Akaikin’ny Hotel Astauria, Lalana mitsofoka eo ampitan’ny Douanes magasins généraux vassacos.

🎉

🟣 Salamo 28:2 "Mihainoa ny feon'ny fifonako, raha mitaraina aminao aho, raha manandratra ny tanako ho amin'ny fitoeranao...
21/08/2026

🟣 Salamo 28:2
"Mihainoa ny feon'ny fifonako, raha mitaraina aminao aho, raha manandratra ny tanako ho amin'ny fitoeranao masina indrindra aho."

📸 CAS TULÉAR CENTRE Alahady 16/08/26, t@ 07h sy t@ 10h

📍Toerana :CAS Toliara Centre , Tsianengea ampitan’ny CAPRE antsimon’ny kianja mitafo ao@ 1ere etage.

🎉

Address

Lot IIID 43 Antanimena
Antananarivo
101

Telephone

+261383555502

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when CAS - Centre d’Appui Spirituel posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to CAS - Centre d’Appui Spirituel:

Shortcuts

Share