Rantsana Artistika mitory Filazantsara

Rantsana Artistika mitory Filazantsara Fikambanana masina mampiray tanora maro anaty sehatry ny mozika.

09/09/2021

Elaela kely isika tsy nifandray teto πŸ€—πŸ€—
Indro manolotra hoantsika indray hira en live nataon'ny RAF tao amin'ny FJKM Ambaniala Malala 🎼🎼🎼


RAF🎼Sary tamin'ny Clip Rainay izay any an_danitraπŸ₯°
03/07/2021

RAF🎼
Sary tamin'ny Clip Rainay izay any an_danitraπŸ₯°

Misaotra an'Andriamanitra fa afaka nihaona ny mpikambana hanomboka ny asa fitoriana tsikelikely. πŸ₯°πŸ₯°
14/09/2020

Misaotra an'Andriamanitra fa afaka nihaona ny mpikambana hanomboka ny asa fitoriana tsikelikely. πŸ₯°πŸ₯°

πŸ™πŸ»β€
14/08/2020

πŸ™πŸ»β€

04/07/2020

Anaty ady mahamay tokoa isika amin'izao vanim-potoana izaoπŸ’ͺ🏻πŸ’ͺ🏻.
Fotoana indrindra tokony hiantorahana amin'Andriamanitra πŸ™πŸ»πŸ™ŒπŸ»πŸ™ŒπŸ», angatahintsika ny fiarovany. πŸ˜‡πŸ˜‡
Mahereza mandrakariva ry mpanompon'Andriamanitra rehetra, manana hery miaro isikaπŸ’ͺ🏻πŸ’ͺ🏻 dia lay herin'Andriamanitra tsy resim-pahavalo πŸ™ŒπŸ»πŸ’ͺ🏻.

Matokia fa ho resintsika io aretina io ❀❀

" Jehovah hiady hoanareo, fa hianareo kosa hangina. " Eksodosy 14: 14

β€β€πŸ™πŸ»πŸ™πŸ»πŸ™πŸ»

08/06/2020

Fanomezana kely hoan'i fetin'ny reny sy fetin'ny ray atolotray am-pitiavana hoanareo.πŸ₯°πŸ₯°

Hifampaherezantsika hatrany indrindra amin'izao vanim-potoana izao πŸ’ͺπŸ»πŸ™πŸ»β€

Matoky manana an'i Jesosy isika ❀❀❀
Mahereza daholo πŸ’ž




Hoan'Andriamanitra irery ihany ny voninahitra.

Ary ny Fanahin'i Jehovah anie hitoetra ao aminao sy ny ankohonanao mandrakariva. β€πŸ™πŸ»Mirary fetin'ny Pentekosta sambatra ...
31/05/2020

Ary ny Fanahin'i Jehovah anie hitoetra ao aminao sy ny ankohonanao mandrakariva. β€πŸ™πŸ»

Mirary fetin'ny Pentekosta sambatra ho anao sy ny ankohonanao izahay.

Afaka❀️
30/05/2020

Afaka❀️

❀ Matoky manana Anao❀ .A.F
23/05/2020

❀ Matoky manana Anao❀
.A.F

21/05/2020
❀️~NY LASAKO~❀️
20/05/2020

❀️~NY LASAKO~❀️

20/05/2020

-

Aza miala amin'Andriamanitra fa Izy irery ihany no han'Afaka antsika amin'izao ady izao πŸ’ͺ🏻πŸ’ͺ🏻πŸ₯°

Zarao amin'ny havana sy namana πŸ‘©β€πŸ‘©β€πŸ‘¦β€πŸ‘¦πŸ‘©β€πŸ‘©β€πŸ‘¦β€πŸ‘¦
Aza adino ny manao "J'aime" ny pejintsika.

Hoan'Andriamanitra irery ny voninahitra. πŸ™πŸ»

Address

Antananarivo

Telephone

+261347474005

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Rantsana Artistika mitory Filazantsara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to Rantsana Artistika mitory Filazantsara:

Share