ECAR Sainte Jeanne d'Arc Ankadinandriana

ECAR Sainte Jeanne d'Arc Ankadinandriana Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from ECAR Sainte Jeanne d'Arc Ankadinandriana, Catholic Church, Antananarivo.

21/01/2026

Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Leonie Gih Herilalaina, Navalona Fandresena

17/11/2025

Fanehoana finona
* Raha misy mazoto hanolotra "crèche de Noël" ☃️🎇🎆 dia aza misalasala, efa misy fahasimbana ilay antsika tato.

https://www.facebook.com/share/p/1aAUMaF8wx/

Send a message to learn more

👉 Vokatry ny asa : Fanatsarana - Fanavaozana 🤼🤹 toerana fakan-drivotra ho an'ny mpianatra Ste Jeanne d'Arc 🧗🥰🤸🚲 Azo anto...
24/10/2025

👉 Vokatry ny asa : Fanatsarana - Fanavaozana
🤼🤹 toerana fakan-drivotra ho an'ny mpianatra Ste Jeanne d'Arc 🧗🥰
🤸🚲 Azo antoka hody vokatra toa izao ny fanomezana homenareo, ho fanohizana ny ezaka fanatsarana 🧚🧚
🙏🙏 Misaotra mialoha anareo tsara sitrapo hanolotra izay vokatry ny fo🙋🙋
👉✍️ Ny Mpampianatra, ny mpianatra, RAD

👉 vokatra : Fanatsarana - fanarenana ...🤸⛹️ toerana fakan-drivotra ho an'ny ankizy🧗🤼🤹🌝 ny fanomezana avy aminareo ho an'...
24/10/2025

👉 vokatra : Fanatsarana - fanarenana ...
🤸⛹️ toerana fakan-drivotra ho an'ny ankizy🧗🤼🤹
🌝 ny fanomezana avy aminareo ho an'ny sekoly ho Fanatsarana-fanarenana (fakan-drivotra) dia azo antoka hody vokatra toa izao.
🙏 misaotra sahady @ zay hataonareo
✍️ ny mpampianatra, ny mpianatra...

Alahady 19 oktobra 2025Mankasitraka ny rehetra tonga nifanotrona sy nifampitondra am-bavaka t@ fetin'ny taranaka 2025.*M...
19/10/2025

Alahady 19 oktobra 2025
Mankasitraka ny rehetra tonga nifanotrona sy nifampitondra am-bavaka t@ fetin'ny taranaka 2025.
*Maro ny zanaka am-pielezana vaovao
*Navitrika isika nividy vokatra
*Tontosa ny rakitry ny taranaka sy ny fitsofan-drano.
*Nitombo ny Kristiana, nisy vao natao Batemy.
SAINGY : Tsy naharitra t@ Lamesa ny Zanaka am-pielezana sasany (Antony : Lavi-podiana, tsy nahomana sakafo).

EZAKA FANATSARANA : Manao ezaka ho tonga aloha isika @ fety manaraka, hojerena ny sakafo ody-am-bavafo...)

Samia ho tahian'Andriamanitra.

19/10/2025

... Fanatsarana ny fampianarana...
Ndeha hifanampy :
* Fitaovana enti-mampianatra
* Fitaovana hanatsarana tokontany
* Fitaovana hampiodinana ny sekoly
Sekoly katôlika, tanin-ketsan'ny fiangonana
Ento izay vokatry ny fo NA FITAOVANA na ARA-BOLA.

Andao eee!
25/05/2025

Andao eee!

Koa hasaina isika mpianakavin'ny finoanaTongava soa aty an-tanindrazana
25/05/2025

Koa hasaina isika mpianakavin'ny finoana
Tongava soa aty an-tanindrazana

... TRANGA HAFAKELY..... Mpivady Vita MARIAZY NATORALY..... Sabotsy Masina Paka 2025...Fanamarihana : araka ny fanazavan...
20/04/2025

... TRANGA HAFAKELY..... Mpivady Vita MARIAZY NATORALY..... Sabotsy Masina Paka 2025...
Fanamarihana : araka ny fanazavan'ny P. Vicaire RODOLPHE (nanao Batemy azy ireo) DIA mitovy @ VITA MARIAZY ny mpivady, miaraka natao Batemy @ andro iray. Ka fifanolorana PERATRA no hany sisa natao taorian'ny Batemy. Io ilay atao hoe : MARIAZY NATORALY.
Mirary tokan-trano soa 🤗 ho azy ireo

... Jesoa no fahazavana...Sabotsy Masina (Paka) 2025.. Miatomboka @ afo vaovao...
19/04/2025

... Jesoa no fahazavana...
Sabotsy Masina (Paka) 2025.. Miatomboka @ afo vaovao...

... fa IZY maty io, dia mbola HITSANGA-KO VELONA..... Handresy ny TOMPONTSIKA...Zoma Masina 18 Avrily 2025Ekar Ste Jeann...
18/04/2025

... fa IZY maty io, dia mbola HITSANGA-KO VELONA..... Handresy ny TOMPONTSIKA...
Zoma Masina 18 Avrily 2025
Ekar Ste Jeanne d'Arc Ankadinandriana

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ECAR Sainte Jeanne d'Arc Ankadinandriana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share