Akon'ny Fifohazana Anjanahary Maritiora - Afiama

Akon'ny Fifohazana Anjanahary Maritiora - Afiama " Mba ho saina iray sy vava iray no hiarahanareo mankalaza an'Andriamanitra Rain'i Jesosy Kristy Tompontsika" Romana 15. 6

24/05/2026

❤️🥰 " Ary ny fanahin'i Jehovah hitoetra ao aminy, dia ny Fanahin'ny fahendrena sy ny fahazavan-tsaina; Ny Fanahin'ny fanoloran-tsaina sy ny faherezana; Ny Fanahin'ny fahalalana sy ny fahatahorana an'i Jehovah " Isaia 11, 2

🔴Ampitiavana no hanolorana ity hira ity ho antsika 🥰
🔴Arabaina tratry ny 🕊️🕊️ PENTEKOSITRA 🕊️🕊️

Titre : FANAHY MASINA
A/C : RNN
Real :MCD - "Multi-Communication pour le Développement"



25/04/2026

✨ Aza adino ary ny fotoanantsika rahampitso! ✨

Tafika Masina anatiny iarahana @ AFIAMA, efa vonona izahay 44 mianadahy mianaka hanantanteraka ny asa fitoriana 🎶🙏

Ity hira ity no hanomboanay ny tapany faharoa (sombiny tamin’ny famerenana natao) koa mihainoa finaritra ary!

👉 Tongava maro, hiaraka hidera sy hankalaza miaraka amintsika! hanavao indray ny fanolorantena

✨ Fiadanana eh !!! ✨Ity indray no fotoana manaraka hiarahantsika 🙏📅 Alahady 26 Aprily🕒 Amin’ny 3 ora sasany📍 FJKM Anjana...
20/04/2026

✨ Fiadanana eh !!! ✨
Ity indray no fotoana manaraka hiarahantsika 🙏
📅 Alahady 26 Aprily
🕒 Amin’ny 3 ora sasany
📍 FJKM Anjanahary Maritiora
🎶 Tafika Masina anatiny – hira hitondra aim-panahy, hanampy antsika hanavao indray ny fanoloran-tena sy hanamafy ny finoana.
👉 Tongava maro ary, aza adino ny manasa namana sy havana! 🙌

✨ Efa vonona tanteraka ny lafiny ara-teknika (jiro sy fanamafisampeo) ho an’ilay seho manokana amin’ity androm-bokatra i...
15/04/2026

✨ Efa vonona tanteraka ny lafiny ara-teknika (jiro sy fanamafisampeo) ho an’ilay seho manokana amin’ity androm-bokatra ity!

⏳ Ora iray sasany sisa dia hiaraka isika hidera Azy isika.

miaraka FEON'ANDRIAMAZOTO sy Amboarampeo sy Sampandrofia FJKM Tranovato Anjanahary Maritiora

🙏 Tongava maro, aza adino!
Akon'ny Fifohazana Anjanahary Maritiora - Afiama

Fiadanana e!! 😊😄🥰Nanao ahoana ny fety o!! 😁Indro aza ny vaovao manaraka e!! Ho antsika rehetra 🥰                  2026  ...
06/04/2026

Fiadanana e!! 😊😄🥰
Nanao ahoana ny fety o!! 😁

Indro aza ny vaovao manaraka e!! Ho antsika rehetra 🥰
2026
" Mandehana Raha Mbola mañana ny mazava " Jaona 12,35

📣 Antsam-piderana miavaka no entina fotoana io
🎤🎹 Miaraka 🎸🎺🎷🎹🥁🪗🪈 maro samihafa.

🗓️ ALAROBIA 15 Aprily 2026
🕓 5 Ora sy sasany hariva
⛪ FJKM TRANOVATO ANJANAHARY MARITIORA

📣 Koa manasa anareo rehetra izahay hiaraka hidera ny Tompo isika fotoana io

Hiaraka aminay ao ihany koa ny : FEON'ANDRIAMAZOTO sy ny Amboarampeo sy Sampandrofia FJKM Tranovato Anjanahary Maritiora

Hoan'ireo izay te anjifa an'ilay dia tongava fa misy fotoana io

Fiadanana e!! 🥰🥰🌹🌹

Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany. Tontosa soa aman-tsara ny fifampiarahabana sy firariana soa noho ny nahatra...
22/03/2026

Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany. Tontosa soa aman-tsara ny fifampiarahabana sy firariana soa noho ny nahatratrarana ny taona 2026 teto anivon'ny Akon'ny Fifohazana Anjanahary Maritiora 🥰

30/12/2025

Fiadanana e! ✨
Am-pitiavana ❤️ no hanoloranay ity raki-tsary vaovao ity 🎶
faran’ny Taona izao 🎉 “ MATOKIA AHY “ no lohateniny.
mitondra ny anaran’ny ALBUM VOALOHANY izy ity 📀
ireto no hafatra tianay lazaina amin’izao akatoky ny faran’ny taona izao 🙏

📖 Salamo 127:2
“Zava-poana ho anareo ny mifoha maraina 🌅 Sy ny alim-pandry 🌙
Ka homana ny hanina azo amin’ny fahasahiranana; Izany anefa
dia omeny ihany ho an’ny malalany, na dia matory aza izy. 😴”

📖 Matio 6:33
“Fa katsaho aloha ny fanjakany 👑 sy ny fahamarinany,
dia hanampy ho anareo izany rehetra izany. ✨”

Afaka Mandray commande hoan’ireo izay te hanjifa ilay Album 🛒📀
Tahin’i Jesoa daholo eh!!! ✝️🙌


Ireo aza ny sary t@ KRISMASY FIFOHAZANA 🫶🥰🥰 "Ny dian'ireo mpiandry ondry " 🥰MISAOTRA antsika rehetra Tonga 🥰🫶Mirary fety...
24/12/2025

Ireo aza ny sary t@ KRISMASY FIFOHAZANA 🫶🥰
🥰 "Ny dian'ireo mpiandry ondry " 🥰

MISAOTRA antsika rehetra Tonga 🥰🫶
Mirary fety sambatra daholo 🥰




FIADANANA É !!! ✨🥰😍Faly manasa antsika rehetra indray izahay e!!! Sampana Fifohazana sy ny AFIAMA 🎵✨NY DIAN'NY MPIANDRY ...
06/12/2025

FIADANANA É !!! ✨🥰😍

Faly manasa antsika rehetra indray izahay e!!! Sampana Fifohazana sy ny AFIAMA 🎵

✨NY DIAN'NY MPIANDRY ONDRY ✨

📅Alarobia 17 Desambra 2025
⏱️ 05 ora sy sasany hariva
📍Ao amin’ny FJKM Anjanahary Maritiora ⛪

📣📣FOTOANA MANOKANA :
Mivoaka @ io fotoana io ihany koa ny :

📣🎶 hoan'ny AFIAMA mitondra ny lohateny hoe " " 🎶






🎟️ Tsy misy vidimpidirana — tongava daholo ento daholo ny namana sy fianakaviana

03/05/2025

🎷 Anisan'ny ho henonao rahampitso ny hira fifohazana fa taomy ny namana 🎺

✅ Amin'ny 4 ora ao amin'ny FJKM TRANOVATO ANJANAHARY MARITIORA ✅

Address

Anjanahary
Antananarivo

Telephone

+261341000532

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Akon'ny Fifohazana Anjanahary Maritiora - Afiama posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share