Vavaka ho an’ny hafa

Vavaka ho an’ny hafa Malala imason’Andriamanitra

Bonne année 2026 Que la Grâce soit avec nous.
31/12/2025

Bonne année 2026 Que la Grâce soit avec nous.

18/12/2025
Indraindray tena sarotra satria olombelona aloha vao Fanahy, fa rehetra nandray an‘i Jesoa ho Tompo sy Mpamonjy ny fiain...
19/01/2024

Indraindray tena sarotra satria olombelona aloha vao Fanahy, fa rehetra nandray an‘i Jesoa ho Tompo sy Mpamonjy ny fiainana dia nateraky ny rano sy ny Fanahy @ zay ❤️💪 ary mahay manaiky na dia marary aza.

🚫AZA MALAHELO OLONA NOESORIN'ANDRIMANITRA TEO AMIN'NY FIAINANAO.
🚫AZA MITALAHO AMIN'NY OLONA NIALA ANAO.
🚫MAHAIZA MIALA AMIN'NY OLONA TSY MITONDRA FIADANANA AO ANATINAO.

Mivavaka foana isika matetika hoe " Andriamanitra ô, esory eo amin'ny fiainako izay olona tsy avy aminao, izay olona tsy mety amin'ny fiainako, izay tsy hampandroso ahy"

Kanefa rehefa tanterahin'Andriamanitra tokoa izany dia mazàna,mitalaho aminy indray isika hoe :
" Tompo ô, Tiko anie izy iny ee, mba eo moa avelao eo izy ee, eo moa mba ataovy mety ny anay ee..." na isika mitsy no misisika amin'ilay olona

Lasa tsy mety eken'ny sain_tsika indray ilay izy rehefa tena ampiharin'Andrimanitra. Dia hoy aho mantsy anao androany oe :

Mety hoe sarotra be ny anaiky izay alahatr'Andriamanitra indraindray , sarotra be ny anaiky an'izany hoe olona tena efa nifankazatra taminao teo foana, zatra nifampizara an'izao rehetra izao, tinao amin'ny fonao manontolo, nanaovanao ny ainao tsy ho zavatra sy nandraindrainao dia aveo lasa tsotrizao, indraindray tsy hainao hoe ahoana sy ahoana akory fa tampotampoka eo de tsita ilay olona, tsy hainao mazava hoe inona ny antony. Mety misy nanao ny tsy ampoizinao, nandiso fanantenana anao.

🔴Tadidio fa tsy ny olona rehetra miditra amin'ny fiainanao dia avy amin'Andriamanitra ☝️

👉Nesorin'Andrimanitra teo amin'ny fiainanao iny olona tinao be iny satria :

🔹"ANDRIAMANITRA MAHITA NY TSY HITANAO" ,
🔹"ANDRIAMANITRA MAHALALA NY AO AM-PON" NY 'OLONA TSIRAIRAY" .
Mety hoe olona tsy manana " bonne intention" aminao akory iny fa faly anararaotra anao fotsiny dia hitan'Andriamanitra izany. Naleony nesorina hiala lavitra anao satria raha avelany eo iny dia mety alahelo lavitra noho izao ianao rehefa any aoriana any. Mety hoe tsy ho sambatra akory ianao any aoriana any.

👉Indraindray koa tsy esorin'Andrimanitra directe aminao ilay olona fa ianao no handrasany handray decision rehefa avy nomeny signe iny hoe tsy mety ilay olona.
🚫Mahaiza manaiky hoe rehefa tsy mety dia tsy mety.

MIVAVAHA MANDRAKARIVA.

____________________________________

Te hiteny aminao aho androany hoe :

👉ATOLORY NY TOMPO NY FONAO FA IZY TSY HANDRATRA ANAO. Any aminy miazakazaka mitady fitiavana voalohany fa tsy amin'ny olombelona fa ny fitiavana any aminy tsy ho lany na oviana na ovina. Ny olombelona mandao fa izy tsimba mandao.

👉MAHAIZA MANKASITRAKA MANDRAKARIVA NY ZAVATRA ATAON'ANDRIAMANITRA EO AMIN'NY FIAINANAO.

👉MAHAIZA MIJERY LAFI_TSARANY AMIN' IZAY REHETRA TANTERAHINY EO AMIN'NY FIAINANAO SATRIA MISY ANTONY TSY TAKATRY NY SAINA AO.

👉MISAORA AZY MANDRAKARIVA.
👉MANAKAIKAIZA AZY MANDRAKARIVA
👉APETRAO EO AM_PELATANANY NY FIAINANAO FA HO FENOINY ZAVA TSOA.
👉MATOKIA AZY.

❤️TIA ANAO NY TOMPO❤️

✍️

21/06/2023

Mety hoe reraka isika, mety efa tena kivy, mety efa tsy manana fanantenana intsony 🥺😔
Tsarovy fa hay teo foana i Kristy
Mpandresy izay miaraka Aminy ❤️

16/06/2023

Andriamanitra Fitiavana ❤️❤️

Tongasoa oh. Arahaba nahatratry ny taona 2023 🎆🥰❤️ Ilaintsika Andriamanitra, ilaintsika loatra Izy.
31/12/2022

Tongasoa oh. Arahaba nahatratry ny taona 2023 🎆🥰❤️ Ilaintsika Andriamanitra, ilaintsika loatra Izy.

31/12/2022

❤️❤️

Address

1111
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vavaka ho an’ny hafa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share