I Z Y Fizarana ny Tenin' Andriamanitra, hafatra fohy ho antsika rehetra. Mahazòa aim-panahy tompoko. Teny Fiainana, Soratra Masina fampaherezana

09/07/2026

Izy no miahy ny fiainanao,
tadidio fa Azy ianao,
nofidiny ianao. Matokia AZY 😇

Tsy misy tsy hainy atao 🔥🔥🔥Manatona Azy !
09/06/2026

Tsy misy tsy hainy atao 🔥🔥🔥
Manatona Azy !

Raha misy mitondra hery,Raha misy mitondra aim-panahy,Raha misy mitondra fiovana,Raha misy mampifandray anao amin'ny JES...
07/06/2026

Raha misy mitondra hery,
Raha misy mitondra aim-panahy,
Raha misy mitondra fiovana,

Raha misy mampifandray anao amin'ny JESOSY...
Dia ny VAVAKA 🙏🙏🙏

Eny MIFALIA 🥰😇😍
05/06/2026

Eny MIFALIA 🥰😇😍

02/06/2026

😇😇😇

✨✨✨
28/05/2026

✨✨✨

✨fa Jaona nanao batisa tamin'ny rano; fa ianareo kosa hatao batisa amin'ny Fanahy Masina, ... ✨ASA 1:5
24/05/2026

✨fa Jaona nanao batisa tamin'ny rano; fa ianareo kosa hatao batisa amin'ny Fanahy Masina, ... ✨

ASA 1:5

Eny SAMBATRA 🥰😇😍
22/05/2026

Eny SAMBATRA 🥰😇😍

22/05/2026

The Chosen France 😇😇😇

✨Fa miambena ka mivavaha mandrakariva, mba hahery ianareo ka handositra izany zavatra ho avy rehetra izany ary hitsangan...
21/05/2026

✨Fa miambena ka mivavaha mandrakariva, mba hahery ianareo ka handositra izany zavatra ho avy rehetra izany ary hitsangana eo anatrehan'ny Zanak'olona.✨

- Lioka 21:36

Address

Antananarivo
102

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when I Z Y posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share