Assemblée de Dieu Anosibe - Iraka feno fahasoavana

Assemblée de Dieu Anosibe - Iraka feno fahasoavana Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Assemblée de Dieu Anosibe - Iraka feno fahasoavana, Assemblies of God, Anosibe, Antananarivo.

07/09/2026

Noho ny fahasoavan’Andriamanitra dia hamarana ny fankalazana ny faha-40 taona izahay. Hisy seminera ny zoma 18, sy sabotsy 19 septembre amin’ny 8ora—11ora15mn eto an-toerana. Ny fitoriana Filazantsara kosa dia eo atsinanan’ny tetezana mavo Anosibe tsena ny alakamisy 17, zoma 18,sabotsy 19 septembre Samy amin’ny 2ora tolakandro. Mpanompon’Andriamanitra avy any ivelany no ho avy eto.
Asaina isika rehetra ety Anosibe sy ny manodidina ho avy. Tongava maro ary samia mifampilaza

Hamerina ny Voninahitra ho an'Andriamanitra amin'ny zavatra rehetra anie isika ✨
02/09/2026

Hamerina ny Voninahitra ho an'Andriamanitra amin'ny zavatra rehetra anie isika ✨

🚨Fanosorana Mpitandrina 📍Diego 2026🌹Arahabaina ny mpitandrina vaovao rehetra🎁 Homba anareo rehetra anie Andriamanitra
29/08/2026

🚨Fanosorana Mpitandrina
📍Diego 2026
🌹Arahabaina ny mpitandrina vaovao rehetra
🎁 Homba anareo rehetra anie Andriamanitra

Ho tia manome voninahitra an'Andriamanitra amin'ny alalan'ny Fisaorana Azy anie isika ✨
24/08/2026

Ho tia manome voninahitra an'Andriamanitra amin'ny alalan'ny Fisaorana Azy anie isika ✨

Ny fifaliana avy amin'ny Fanahy Masina anie hameno ny fon'ny tsirairay avy ka ahatonga antsika hazoto hidera an'Andriama...
15/08/2026

Ny fifaliana avy amin'ny Fanahy Masina anie hameno ny fon'ny tsirairay avy ka ahatonga antsika hazoto hidera an'Andriamanitra ✨

🚨Isaorana an’i Jesosy lehibe fa tonga ny ecran géant ho fiderana ny anarany irery ihany. 🌹Mendrika ny tsara indrindra Iz...
06/08/2026

🚨Isaorana an’i Jesosy lehibe fa tonga ny ecran géant ho fiderana ny anarany irery ihany.
🌹Mendrika ny tsara indrindra Izy

Tena tia anao Jesosy ✨
04/08/2026

Tena tia anao Jesosy ✨

Address

Anosibe
Antananarivo
101

Telephone

+261331203191

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Assemblée de Dieu Anosibe - Iraka feno fahasoavana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share