27/12/2023
Anaka, tandremo ny teniko, Ary raketo ao aminao ny didiko. Tandremo ny didiko, dia ho velona ianao; Ary tandremo toy ny anakandriamasonao ny lalàko. Afehezo eo amin'ny rantsan-tananao izy, Soraty ao amin'ny fonao tahaka ny amin'ny vato fisaka izy. — Ohabolana 7 : 1 - 3