Eglise La Voix De La Délivrance Madagascar

Eglise La Voix De La Délivrance Madagascar arahaba r'ilay nohasoavina.Ny L.V.D dia fiangonana miorina eo ambony fanorenan'ny Apostoly sy ny Mpa

04/02/2026

Ho avy ny Tompo...

Efa vonona ve ianao?

21/11/2025

Tsy manadino anao izany ny Tompo

Mirary soa hoa an'Heriniaina Finoana Ezekia Randriatahina sy Domoina Fanantenana Randriatahina..Sitraka sy telina ho an'...
02/11/2022

Mirary soa hoa an'Heriniaina Finoana Ezekia Randriatahina sy Domoina Fanantenana Randriatahina..

Sitraka sy telina ho an'ny Apotre Henri Jean Randriatahina mivady

23/05/2022

Efesiana 4 : 27. Aza manome fitoerana ho an'ny devoly.

24/04/2022

Aza mitsoaka olana fa hatreo ny olana. Andriamanitra dia hanolo-tsaina anao

21/02/2022

Tanoran'ny LVD manatanteraka ny famonjena fanahin'olona amin'ny alalan'ny fitoriana ankalamanjana. Tsy menatra izahay

11/09/2021

Ny 1-2-3 octobre no fihaonambe
Miaraka @ fanosorana pasteur 24 isa
Ao amin'ny foibe LVD Ampefiloha ambodirano.Miaraka @ ireo vahiny maro nasaina

Ny tokony ho fiainan'ny kristianina
01/07/2021

Ny tokony ho fiainan'ny kristianina

23/06/2021

Mbola afaka ny ho tafita ianao

20/06/2021

Miarahaba ny ray rehetra nahatratra ny andro anio.Tononina ho anareo ny fahasoavan'ny Tompo

Address

Ampefiloha-ambodirano
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Eglise La Voix De La Délivrance Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share