KTZa.AF

KTZa.AF ✨Kristiana Tanora Zandriny Ambohitrarahaba Famonjena✨ (FPVM)

Fanateram-bokatra sampana   😍🥳Ny faha 8 Martsa 😁Tongava maro🤍
01/03/2026

Fanateram-bokatra sampana 😍🥳
Ny faha 8 Martsa 😁
Tongava maro🤍

16/02/2026

Fanatanterahana ny asan’Andriamanitra tao Ambohibao Avaratra 🥰.

Isaorana Jesosy fa vita soa aman-tsara ny Vaky lay 2026 ✨.


-Zah ❤️🤎

"Fa Mpamonjy no teraka ho anareo anio ao an-tanàna 'i Davida dia KRISTY TOMPO" Lioka 2: 11. 🌲💌Ao am-pontsika no tiaNY ah...
25/12/2025

"Fa Mpamonjy no teraka ho anareo anio ao an-tanàna 'i Davida dia KRISTY TOMPO" Lioka 2: 11. 🌲💌
Ao am-pontsika no tiaNY ahaterahana anio. 💓

Mirary Krismasy fananganana ny rava ho antsika rehetra 🥳🙏
Tahian'i Jesosy 🎁

Tonga indray izao ny Noely 🎄Ity no fotoana hianohantsika ny fetin’ny Noely , ilay famonjena antsika ka manasa anao izaha...
09/12/2025

Tonga indray izao ny Noely 🎄
Ity no fotoana hianohantsika ny fetin’ny Noely , ilay famonjena antsika ka manasa anao izahay ✨🥰.

KT-Zah 🤎

Voninahitra ho an' Andriamanitra irery ihany ✝️💟Famaranana ny fankalazana faha 10 taona   🥳❤️👑Ho ela velona anie ny mpan...
09/11/2025

Voninahitra ho an' Andriamanitra irery ihany ✝️💟
Famaranana ny fankalazana faha 10 taona 🥳❤️
👑Ho ela velona anie ny mpanjaka! ho ela velona anie ny mpanjaka! — II Samoela 16 : 16👑

Mankasitraka feno an' i Jesosy, ny fiangonana iray manontolo, ny vahiny rehetra, ny Ray aman-dreny ny mpikambana, Foibe Ktza ary izay rehetra nanohana ara-bavaka na ara-bola 🙏🥰
Ny Tompo hamaly fitia ho anareo 💗

Dia hamaly ny Mpanjaka ka hanao aminy hoe: Lazaiko aminareo marina tokoa: Araka izay efa nataonareo tamin'ny anankiray amin'ireto rahalahiko kely indrindra ireto no nataonareo tamiko. — Matio 25 : 40. 💌

Fintina an-tsary izay azo 🙈

Ianareo no fanasin'ny tany; fa raha ny fanasina no tonga matsatso, inona indray no hahasira azy? Tsy misy heriny hanaova...
14/09/2025

Ianareo no fanasin'ny tany; fa raha ny fanasina no tonga matsatso, inona indray no hahasira azy? Tsy misy heriny hanaovana na inona na inona intsony izy, fa hariana any ivelany ka hohitsahin'ny olona. — Matio 5 : 13 ✝️

Misaotra an' Andriamanitra lehibe ny amin'ny nahavitana ny Alahady KTZaAF 2025 🥰⛪💗
Isaorana ihany koa ny sampana Antoko Mpihira Ampibaavy ao Ankaraobato 🙏🥳 niaraka nifanotrona 🥰

Voninahitra dia ho an'i Jesosy irery ihany 🙏

  Andranomadio ✝️
19/08/2025


Andranomadio ✝️

  Fotoan-dehibe Sokafana ,Faritra Alakamisy Andranomadio  ⛪ « Fa tsy hanary mandrakizay ny Tompo » — Fitomaniana 3 : 31🥰
19/08/2025


Fotoan-dehibe
Sokafana ,Faritra Alakamisy Andranomadio ⛪

« Fa tsy hanary mandrakizay ny Tompo » — Fitomaniana 3 : 31🥰

  ✝️Fiderana , asa sy fampaherezana 🙏⛪« Miderà Azy noho ny asany lehibe; Miderà Azy araka ny haben'ny voninahiny » — Sal...
19/08/2025

✝️
Fiderana , asa sy fampaherezana 🙏⛪

« Miderà Azy noho ny asany lehibe; Miderà Azy araka ny haben'ny voninahiny » — Salamo 150 : 2 💓

  ✝️✝️Ampahan-tsary faharoa
19/08/2025

✝️✝️

Ampahan-tsary faharoa

Address

Vers Ankadikely Ilafy
Antananarivo
102

Telephone

+261345978438

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when KTZa.AF posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share