Hafatra

Hafatra Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Hafatra, Church of Christ, anosizato, Antananarivo.

16/03/2023
Shalom tsika rehetra ra mbola velona fisaorana an i JESOSY KRISTY TOMPODia ny voninahitsa sy dera dia azy irery.Hiresaka...
11/01/2023

Shalom tsika rehetra ra mbola velona fisaorana an i JESOSY KRISTY TOMPO
Dia ny voninahitsa sy dera dia azy irery.

Hiresaka tsika ity hafatra ity dia hafatra i W M BRAHNAM.
resaka FOHIBE no resahatsika eto,rah
Ny amiko dia tss ilaivako zany FOHIBE zany mihitsy satsia i JESOSY KRISTY TOMPO dia tsy mb naniraka,ireo apostoly ireo hanagana FOHIBE hibaiko sy anapaka ny fiangonana fa izy iany ny lohan ny tena dia fiangonana.
Tohano ny evinao de asivo toko sy andiny.
Tss olona very hevitsa eto.
I verson io dia kolosiana 1:18

07/01/2023

Azoko anbara de zao,aza mifanabany tsika fa Tena mahay
Enao de omeo ahy ny toko sy andiny,
fa tsy mitovy loatsik fa baiboly1

07/01/2023

Tena otrany mifanohitra ilay baiboly raha vakina tsy potipotika kl ilay
Toko sy Andiny ??

07/01/2023

Fa gah oa ze mety amin tsika iany no
Arahina ao Baiboly/bible, fa nisasany dia tiny
Zao ny bok i Matio de ts raisiny Acte,
De raisina ny bok i jaona,de avela ny Epistila jaona???

06/01/2023

Fa gah tss afatsy ny sabata sy volom bola,
de ts tamdremana ve ny bokin Ekosdosy rehetra?

06/01/2023

Mba misy vevavy ireo mpianatr i JESOSY KRISTY TOMPO.
Rah misy dia naona i paoly apostoly
no mandrara ny vehivavy????

Iza no tin i JESOSY KRISTY TOMPO lazaina eto??? amiko ireo manana tompo2 sy telo reo!!
05/01/2023

Iza no tin i JESOSY KRISTY TOMPO lazaina eto??? amiko ireo manana tompo2 sy telo reo!!

Misy azonao lazaina ve?
04/01/2023

Misy azonao lazaina ve?

Ny mpitondra mpivavahana iany no helohina,
03/01/2023

Ny mpitondra mpivavahana iany no helohina,

Ireo milaza ho kristiana nefa madaha ny didiny.👉Patalo👖io ve no hafoizanao ny mandrakizay👉paraky🌬io ve no anarinao fiana...
03/01/2023

Ireo milaza ho kristiana nefa madaha ny didiny.
👉Patalo👖io ve no hafoizanao ny mandrakizay
👉paraky🌬io ve no anarinao fianana mandrakizaY
👉toaka🍾 Sy sigara🚬 io ve no anarinao mandrakizainao.
👉 fafinaretana 🛌 madalo io ve no atakalonao ny fianana mandrakizainao.
👉Mibebaha🙏 ianao fa mbola velona aina fa ts lasa korazana tohiny rahala sy anabavy,ary aoka samy atao batisa mba ahazonao famelakeloka dia ianao ahazo fanomezana ny Fanahy Masina.

Address

Anosizato
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Hafatra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share