Fizarana Toriteny sy Tenin'Andriamanitra

Fizarana Toriteny sy Tenin'Andriamanitra Page hizarana ireo toriteny isaky ny alahady . Atao mba hiainantsika isan'andro isan'andro

12/06/2023

Aiza ny finoanao ??
Ny finoana no mamha varavarana maro ,na dia kivy ,amafiso ny finoana

Ny finoana no mampisy fifankatiavana sy fifamelana

04/06/2023

1-Miandrasa toromarika avy any vo hanao zavatra ( fifankazarana sy fihainoana Azy )

2-Miady ho anao Izy
Ny tànany Mahery momba anao

3-Mila anao ny Tompo
Torio ny Filazantsara ary mijoroa

28/05/2023

Pentekosta 2023
1-Voatahiry ilay Fanomezam-pahasoavana noho ny Fanahy Masina ka lasa mahay mampiasa ny maha enao anao .

2-Ny fiangonana tarihin'ny Fanahy Masina dia mampiasa ny fanomezam-pahasoavana .

3-Iray ny Fiangonana ,aza mifampamono

4-Fanahy Masina :
-mampahery ( sahia manonofy ,aza manahy)
-mampatsiaro ny tenin'i Kristy

21/05/2023

Ekeo Jesoa eo @ fiainana .Tsy ekena fa atao

1-Manaova asa soa ,mazoyoa miantra .Aza dia olona no jerena fa Andriamanitra any ambony jerena ,Izy mahita anao foana .Mety manadino ny olona fa Izy tsy hanadino izany

2-Lehibe ny fanaovana asa soa ,satria fanaovana izany @ madinika = fanaovana izany

3-Misy valim-pitia foana miandry anao omen'Jesoa .Aza manahy,mahereza

- Jesoa: Zanak'i Davida nefa Tompo ihany koa.- Tompo: Mampianatra ny tena marina.- Tompo Jesoa: Avy Aminy no ahitana an'...
15/05/2023

- Jesoa: Zanak'i Davida nefa Tompo ihany koa.
- Tompo: Mampianatra ny tena marina.
- Tompo Jesoa: Avy Aminy no ahitana an'Andriamanitra.
- Aza mivavaka ara-tsaina fa manàna finoana. Ataovy zavadehibe ny maha-mpino !
-Amafiso ny finoana

Avy tao amin'ny I Mpanjaka 3 : 16-28"Ny Fitiavana no maha-zava-dehibe ny fiainana fa tsy ny sabatra.Koa tiavo ny fianaka...
07/05/2023

Avy tao amin'ny I Mpanjaka 3 : 16-28
"Ny Fitiavana no maha-zava-dehibe ny fiainana fa tsy ny sabatra.
Koa tiavo ny fianakaviana. Aza atao sempotra izy.
Ny Fitiavana no mahatonga fifaliana manomboka eo amin'ny fianakaviana!"

01/05/2023

IREO KARAZAM-PITIAVANA
1-Fitiavana ERROS :Fitiavana ara-nofo

2-Fitiavana PHILEA :Eo amin'ny mpiara-belona

3-Fitiavana STORGE : Eo amin'ny fianakaviana

4-Fitiavana LUDUS :fitiavana "flurt"

5-Fitiavana PRAGMA :fitiavana mpivady

6-Fitiavana AGAPE : Ilay fitiavan'Andriamanitra🥰

01/05/2023

Jaona 21,15-18
Jesoa tia antsika foana na dia mpaanota aza isika .
Fitiavana AGAPE zany ❤
Eken'Andriamanitra foana ny fitiavaNy antsika na dia hafa ary .

1-Omano ny maha enao anao
Miovà ,mibebaha,fiovana saina

2-Tsy mampitovy anao @ izao tontolo izao Andriamanitra 🙈💖

3-Faahano ary ny ondrikeliko hoy Jesoa
-ireo vohikilika ,ireo resy
Mba tsinjovy ny hafa ,manana fahalemen panahy ,mikarakara ny hafa ,ny madinika

4 Andraso ireo ondrikely hoy Jesoa
Manolo tena sy mitazona andraikitra

24/04/2023

1-Tsara ny mihira ho an'Andriamanitra

2-Tsarovy mandrakariva ny hazo fijalian'i Jesoa namonjeny anao

3-Mazotoa manolo-tena ho an'ny Tompo

4-Aoka ho masina isika

5-Andao hitory ny Filazanatsara, andao hiray saina ,hitory ny fanaazavana

6- Mahaiza misaotra sy mankasitraka Azy

16/04/2023

Asa 10,34-43
1-Mankasitraka izay mahatahotra Azy Ny Tompo
Ry havana ,ny fiombonana ,ny fifankatiavana no ilaina
Tsy ilaina ny miavona, sanatria izany! Tokony mpihavana aby isika .Mifanohana
Manaova asa soa ,mivavaha lalandava
Mihatsaravelatsihy ve isika eo anatrehaNy sa tena mpivavaka tsara ?

2-Ny maha mesia an Jesoa
Izy ilay Mpamonjy ,vohosotra hamonjy olona sy hanafaka olona

3-Ny fiangonana mijoro vavolombelona
Mitoria ny Filazanatsara mandrakariva

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fizarana Toriteny sy Tenin'Andriamanitra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share