22/11/2025
✍️FIOFANANA HIANARANA MANOME LARETIRETY
✍️SESSION I:
DATY: Zoma 28 sy Asabotsy 29 Novambra 2025.
LOHAHEVITRA: Fomba fivavaka araka ny Fampiasam-Panahy.
TOERANA: Centre spirituel St Ignace, Analamahitsy.
Marihina fa afaka tonga Alakamisy hariva ary mody Alahady maraina, nefa koa afaka tonga isanandro.
Ny fandraisana anjara amin’ny fiofanana : antsoy ny 034 47 802 47.
Soava aby.