FET Diosezy Antananarivo

FET Diosezy Antananarivo Pejy natokana hampitana vaovao ho antsika AFAFI-FET rehetra eto amin'ny Diosezy Antananarivo.

TSATILAKRI ❤ An-kafaliana no hifampizaràna ireto sary nahafinaritra nandritry ny fifaninanana ara-kolontsaina ireto 💃sy ...
09/09/2026

TSATILAKRI ❤

An-kafaliana no hifampizaràna ireto sary nahafinaritra nandritry ny fifaninanana ara-kolontsaina ireto 💃sy hilazana ihany koa fa nahazo ny laharana voalohany ny Diosezy Antananarivo 👏

Ankasitrahana daholo ireo mpandray anjara rehetra tamin'ny ezaka sy ny fahafohizana rehetra 🙏

Singanina manokana i Calain Ramanantoanina sy Hasiniaina Aimée izay nampianatra ny fihetsika 😊



"Mitoetra ao anatintsika i Kristy, ny fon'i Jesoa ao ampon'ny mpianany" 😊Misaotra ny Trinité Masina 🙏Mankasitraka antsik...
07/09/2026

"Mitoetra ao anatintsika i Kristy, ny fon'i Jesoa ao ampon'ny mpianany" 😊

Misaotra ny Trinité Masina 🙏
Mankasitraka antsika mpanabe AFAFI-FET rehetra ❤
Mankatelina ny Ekipa rehetra 😉




📷 Calain Ramanantoanina

AFAFI-FET ❤Akon'ny pélérinage omaly 😍
06/09/2026

AFAFI-FET ❤
Akon'ny pélérinage omaly 😍


AFAFI-FET 😊❤🔵J-3 😱📢VONONA TSARA DAHOLO VE 😁
30/08/2026

AFAFI-FET 😊❤
🔵J-3 😱
📢VONONA TSARA DAHOLO VE 😁


TSATILAKRI 😊MIKASIKA NY FITATERANA
25/08/2026

TSATILAKRI 😊
MIKASIKA NY FITATERANA


Asa am-bavaka e ny fiainanay etyAtolotra anao Jesoa KristyAsa soa, asam-pamonjena koaAsa am-pitiavana e ! Asa amin’ny fo...
23/08/2026

Asa am-bavaka e ny fiainanay ety
Atolotra anao Jesoa Kristy
Asa soa, asam-pamonjena koa
Asa am-pitiavana e ! Asa amin’ny fo.

Misaotra antsika rehetra tonga androany 🥰🥰🥰

Fa soa e ! soa e !
Soa e ! Jesoa e !

23/08/2026

NOHO NY FAHORIANA IZAY MISY AO @ SAINT JOSEPH MAHAMASINA DIA MIFINDRA AO @ CÉNACLE AMPARIBE NY VISITE MÉDICALE SY NY RÉPÉTITION GÉNÉRALE ANTSIKA 🙏 VAVAHADY AMBONY AMPITAN'NY FIDIRANA ANY @ SAINT MICHEL ISIKA NO MIDITRA. MANKASITRAKA

TSATILAKRI 😊 🔷FANDAMINANA @ SESSION ARSIDIOSEZY :▶Fiara hiombonana aty @ diosezy : 🔹Sarany : 28.000Ar (mandroso sy miver...
20/08/2026

TSATILAKRI 😊
🔷FANDAMINANA @ SESSION ARSIDIOSEZY :
▶Fiara hiombonana aty @ diosezy :
🔹Sarany : 28.000Ar (mandroso sy miverina) aloha mialohan'ny 26 Août izao ny antsasany ary @ 02 septembre ny antsasany
🔹Fiaingana : 02 Septambra @ 8 ora maraina
🔹Toerana hiaingana : ho alefa miandalana fa "centre ville"
🔴Miteny mialohan'ny 26 Août izao izay hiaraka fiara @ diosezy (alefa sms ny anarana feno sy isan'ireo izay hiaraka fiara amin'ny diosezy)
🔴Entina @ 02 Septambra ny vary 12 kapoaka
▶Ho an'izay hitondra fiara manokana dia mamonjy ny toerana hiaingan'ny diosezy ihany koa, miaraka miainga daholo isika diosezy Antananarivo
▶Tsy maintsy manao "Visite médicale" daholo ny mpiofana rehetra, afaka samy manao ny azy fa aterina aty @ diosezy ny taratasy avy any @ Dokotera
▶Mikarakara "Visite médicale" ihany koa ny avy aty @ diosezy ny Alahady 23 Aogositra izao ao @ St Joseph Mahamasina, @ 12ora, sarany : 3.000Ar isan'olona
▶Famerenana fihetsika fifaninanana ara-kolontsaina sy Fihetsika litorjika hira fisaorana atao @ Lamesa famaranana : Alahady 23 Aogositra izao @ 2 ora tolakandro


Mianatra, mivoatra, mahalala, manabe amin'ny finoana 😊AFAFI-FET 😊 Ankafaliana no hanolorana antsika ireo "conférenciers"...
13/08/2026

Mianatra, mivoatra, mahalala, manabe amin'ny finoana 😊

AFAFI-FET 😊 Ankafaliana no hanolorana antsika ireo "conférenciers" sy ireo lohahevitra mandritry ny fiofanana eto anivon'ny Arsidiosezy Afovoany ♥
ny 02 h@ 07 Septambra ho avy izao 😊



AFAFI-FET 😊 ❗EFA VONONO DAHOLO VE OOOO 😁Tontosa ny Sabotsy 01 sy Alahady 02 Aogositra teo ny fidinana ifotony nataon'ire...
05/08/2026

AFAFI-FET 😊
❗EFA VONONO DAHOLO VE OOOO 😁
Tontosa ny Sabotsy 01 sy Alahady 02 Aogositra teo ny fidinana ifotony nataon'ireo mpiandraikitra eto anivon'ny Arsidiosezy Afovoany 😊
Araky my tapaka dia mitohy hatramin'ny 08 Aogositra izao ny fandraisana ny fiche d'inscription voasonian'i Curé sy ny vatsy 35.000Ar. Ny vary 12 kapoaka dia any an-toerana no raisina.



Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FET Diosezy Antananarivo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share