๐…๐๐๐Œ ๐€๐ฆ๐›๐š๐ญ๐จ๐ฆ๐š๐ข๐ง๐ญ๐ฒ

  • Home
  • Madagascar
  • Antananarivo
  • ๐…๐๐๐Œ ๐€๐ฆ๐›๐š๐ญ๐จ๐ฆ๐š๐ข๐ง๐ญ๐ฒ

๐…๐๐๐Œ ๐€๐ฆ๐›๐š๐ญ๐จ๐ฆ๐š๐ข๐ง๐ญ๐ฒ Ny Fiangonana Batista Biblika eto Madagasikara Ambatomainty, dia faly mandray anao isaky ny Alahady amin'ny 9 ora maraina โ€” Join us on Sundays at 9am.

โœจ ๐—›๐—”๐—ก๐—ž๐—”๐—Ÿ๐—”๐—ญ๐—” ๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—”๐—›๐—”๐—ง๐—ฆ๐—”๐—ฅ๐—”๐—ก๐—ฌ โœจNoho ny fahasoavan'Andriamanitra dia tontosa ny asabotsy 25 jolay lasa teo ny fotoam-pideran...
31/07/2026

โœจ ๐—›๐—”๐—ก๐—ž๐—”๐—Ÿ๐—”๐—ญ๐—” ๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—”๐—›๐—”๐—ง๐—ฆ๐—”๐—ฅ๐—”๐—ก๐—ฌ โœจ

Noho ny fahasoavan'Andriamanitra dia tontosa ny asabotsy 25 jolay lasa teo ny fotoam-piderana nentin'ny ๐‘บ๐’‚๐’Ž๐’‘๐’‚๐’๐’‚ ๐‘ฝ๐’†๐’‰๐’Š๐’—๐’‚๐’—๐’š eto amin'ny Fiangonana nanomezam-boninahitra an'Andriamanitra noho ny faha-25 taonany.

Nankalaza ny fahatsaran'Andriamanitra tamin'ny alalan'ny hira, ny dihy sy ny fijoroana vavolombelona izy ireo; feno fankasitrahana fa nanehoan'Andriamanitra ny fitiavany sy ny fahasoavany ary ny fahatokiany nandritr'izay 25 taona izay.

Ho an'Andriamanitra irery ihany ny dera sy ny haja ary ny voninahitra, ankehitriny sy ho mandrakizay! ๐Ÿค

"๐‘ญ๐’‚ ๐’•๐’”๐’‚๐’“๐’‚ ๐‘ฑ๐’†๐’‰๐’๐’—๐’‚๐’‰; ๐’Ž๐’‚๐’๐’…๐’“๐’‚๐’Œ๐’Š๐’›๐’‚๐’š ๐’๐’š ๐’‡๐’‚๐’Ž๐’Š๐’๐’…๐’“๐’‚๐’Ž-๐’‘๐’๐’๐’š, ๐’‚๐’“๐’š ๐’Ž๐’Š๐’‰๐’‚๐’•๐’“๐’‚ ๐’‚๐’Ž๐’Š๐’'๐’๐’š ๐’•๐’‚๐’“๐’‚๐’๐’‚๐’Œ๐’‚ ๐’‡๐’‚๐’“๐’‚ ๐’Ž๐’‚๐’๐’…๐’Š๐’Ž๐’ƒ๐’š ๐’๐’š ๐’‡๐’‚๐’‰๐’‚๐’Ž๐’‚๐’“๐’Š๐’๐’‚๐’๐’š." - ๐‘บ๐’‚๐’๐’‚๐’Ž๐’ ๐Ÿ๐ŸŽ๐ŸŽ, ๐Ÿ“

๐Ÿ“ท ShoOt by Mikai

Ho famaranana ny fankalazana ny faha-25 taonany, ny ๐‘บ๐’‚๐’Ž๐’‘๐’‚๐’๐’‚ ๐‘ฝ๐’†๐’‰๐’Š๐’—๐’‚๐’—๐’š  dia faly manasa antsika indray amin'ity fotoana ma...
01/07/2026

Ho famaranana ny fankalazana ny faha-25 taonany, ny ๐‘บ๐’‚๐’Ž๐’‘๐’‚๐’๐’‚ ๐‘ฝ๐’†๐’‰๐’Š๐’—๐’‚๐’—๐’š dia faly manasa antsika indray amin'ity fotoana manokana ity.

Tongava maro hiara-๐’‰๐’‚๐’๐’Œ๐’‚๐’๐’‚๐’›๐’‚ ๐’๐’š ๐’‡๐’‚๐’‰๐’‚๐’•๐’”๐’‚๐’“๐’‚๐’'๐‘จ๐’๐’…๐’“๐’Š๐’‚๐’Ž๐’‚๐’๐’Š๐’•๐’“๐’‚ aminay e ! ๐Ÿค—๐ŸŽถ

Tontosa omaly ny fotoam-piderana an'Andriamanitra noho ny fankalazana ny faha-20 taonan'ny ๐†๐ซ๐จ๐ฎ๐ฉ๐ž ๐๐ž ๐‹๐จ๐ฎ๐š๐ง๐ ๐ž eto amin'ny...
29/06/2026

Tontosa omaly ny fotoam-piderana an'Andriamanitra noho ny fankalazana ny faha-20 taonan'ny ๐†๐ซ๐จ๐ฎ๐ฉ๐ž ๐๐ž ๐‹๐จ๐ฎ๐š๐ง๐ ๐ž eto amin'ny Fiangonana.

Taminโ€™ny alalanโ€™ny hira sy ny dihy dia nankalaza sy nisaotra anโ€™Andriamanitra noho ny fahasoavany sy ny fitahiany tsy tambo isaina izahay.

"๐‘€๐‘–๐‘ ๐‘Ž๐‘œ๐‘Ÿ๐‘Ž ๐‘Ž๐‘›'๐‘– ๐ฝ๐‘’โ„Ž๐‘œ๐‘ฃ๐‘Žโ„Ž, ๐‘Ÿ๐‘ฆ ๐‘“๐‘Ž๐‘›๐‘Žโ„Ž๐‘–๐‘˜๐‘œ; ๐‘Ž๐‘Ÿ๐‘ฆ ๐‘–๐‘ง๐‘Ž๐‘ฆ ๐‘Ÿ๐‘’โ„Ž๐‘’๐‘ก๐‘Ÿ๐‘Ž ๐‘Ž๐‘ก๐‘œ ๐‘Ž๐‘›๐‘Ž๐‘ก๐‘–๐‘˜๐‘œ, ๐‘š๐‘–๐‘ ๐‘Ž๐‘œ๐‘Ÿ๐‘Ž ๐‘›๐‘ฆ ๐‘Ž๐‘›๐‘Ž๐‘Ÿ๐‘Ž๐‘›๐‘ฆ ๐‘š๐‘Ž๐‘ ๐‘–๐‘›๐‘Ž. ๐‘€๐‘–๐‘ ๐‘Ž๐‘œ๐‘Ÿ๐‘Ž ๐‘Ž๐‘›'๐‘– ๐ฝ๐‘’โ„Ž๐‘œ๐‘ฃ๐‘Žโ„Ž, ๐‘Ÿ๐‘ฆ ๐‘“๐‘Ž๐‘›๐‘Žโ„Ž๐‘–๐‘˜๐‘œ; ๐‘Ž๐‘Ÿ๐‘ฆ ๐‘Ž๐‘ง๐‘Ž ๐‘š๐‘–๐‘ ๐‘ฆ โ„Ž๐‘Ž๐‘‘๐‘–๐‘›๐‘œ๐‘–๐‘›๐‘Ž๐‘œ ๐‘›๐‘ฆ ๐‘“๐‘–๐‘ก๐‘Žโ„Ž๐‘–๐‘Ž๐‘›๐‘ฆ ๐‘Ÿ๐‘’โ„Ž๐‘’๐‘ก๐‘Ÿ๐‘Ž." ๊œฑแด€สŸแด€แดแด ๐Ÿฃ๐Ÿข๐Ÿฅ,๐Ÿฃ - ๐Ÿค

Misaotra anareo rehetra koa izay tonga niara-nidera sy niara-nanompo taminay tamin'io fankalazana io. ๐Ÿค

Ho anโ€™Andriamanitra irery ihany anie ny dera sy ny haja ary ny voninahitra, ankehitriny sy ho mandrakizay. ๐Ÿ™

๐Ÿ’› 20 taona nanompoana taminโ€™ny hira fiderana.Tongava hiara-hankalaza aminay e! ๐Ÿ™Œโœจ
09/06/2026

๐Ÿ’› 20 taona nanompoana taminโ€™ny hira fiderana.
Tongava hiara-hankalaza aminay e! ๐Ÿ™Œโœจ

Ny asabotsy 9 mey lasa teo dia tena feno fifaliana izahay nandray ny ๐‘ป๐’‚๐’“๐’Š๐’Œ๐’‚ ๐‘ต๐’…๐’“๐’Š๐’‚๐’๐’‚ ๐‘น๐’‚๐’Ž๐’‚๐’Ž๐’๐’๐’‹๐’š.Taminโ€™ny alalanโ€™ireo hira ...
16/05/2026

Ny asabotsy 9 mey lasa teo dia tena feno fifaliana izahay nandray ny ๐‘ป๐’‚๐’“๐’Š๐’Œ๐’‚ ๐‘ต๐’…๐’“๐’Š๐’‚๐’๐’‚ ๐‘น๐’‚๐’Ž๐’‚๐’Ž๐’๐’๐’‹๐’š.

Taminโ€™ny alalanโ€™ireo hira dia nambara indray ny fahatsaranโ€™Andriamanitra sy ny fahatokiany izay tsy miova mandrakizay.

"๐น๐‘Ž ๐‘ก๐‘ ๐‘Ž๐‘Ÿ๐‘Ž ๐ฝ๐‘’โ„Ž๐‘œ๐‘ฃ๐‘Žโ„Ž; ๐‘š๐‘Ž๐‘›๐‘‘๐‘Ÿ๐‘Ž๐‘˜๐‘–๐‘ง๐‘Ž๐‘ฆ ๐‘›๐‘ฆ ๐‘“๐‘Ž๐‘š๐‘–๐‘›๐‘‘๐‘Ÿ๐‘Ž๐‘š-๐‘๐‘œ๐‘›๐‘ฆ, ๐‘Ž๐‘Ÿ๐‘ฆ ๐‘š๐‘–โ„Ž๐‘Ž๐‘ก๐‘Ÿ๐‘Ž ๐‘Ž๐‘š๐‘–๐‘›'๐‘›๐‘ฆ ๐‘ก๐‘Ž๐‘Ÿ๐‘Ž๐‘›๐‘Ž๐‘˜๐‘Ž ๐‘“๐‘Ž๐‘Ÿ๐‘Ž ๐‘š๐‘Ž๐‘›๐‘‘๐‘–๐‘š๐‘๐‘ฆ ๐‘›๐‘ฆ ๐‘“๐‘Žโ„Ž๐‘Ž๐‘š๐‘Ž๐‘Ÿ๐‘–๐‘›๐‘Ž๐‘›๐‘ฆ. ๐š‚๐šŠ๐š•๐šŠ๐š–๐š˜ ๐Ÿท๐Ÿถ๐Ÿถ:๐Ÿป

Misaotra anareo rehetra tonga sy niara-nankalaza io fotoana io taminay. โ˜บ๏ธ

Misaotra manokana ihany koa ny Tarika izahay, fa indrindra ihany koa ny rahalahy D David Lee izay nizara ny Vaovao Mahafalin'i Jesosy Kristy nandritra io fotoana io. ๐Ÿซถ

An'Andriamanitra irery ihany ny dera sy ny haja ary ny voninahitra, ankehitriny sy ho mandrakizay.๐Ÿค

๐Ÿ“ธ ShoOt by Mikai

๐Ÿ”ฅ ๐…๐€๐๐ƒ๐‘๐ˆ๐Ž ๐ƒ๐ˆ๐„๐๐˜ ๐ˆ๐™๐€๐Ž ๐๐˜ ๐ƒ๐€๐“๐˜ ! ๐Ÿ”ฅ ๐Ÿ—“๏ธ Asabotsy 9 mey 2026๐Ÿ•ฐ๏ธ 2 ora tolakandroโ›ช๏ธ FBBM Ambatomainty๐‘ป๐’๐’๐’ˆ๐’‚๐’—๐’‚ ๐’Ž๐’‚๐’“๐’ ๐Ÿค—
15/04/2026

๐Ÿ”ฅ ๐…๐€๐๐ƒ๐‘๐ˆ๐Ž ๐ƒ๐ˆ๐„๐๐˜ ๐ˆ๐™๐€๐Ž ๐๐˜ ๐ƒ๐€๐“๐˜ ! ๐Ÿ”ฅ

๐Ÿ—“๏ธ Asabotsy 9 mey 2026
๐Ÿ•ฐ๏ธ 2 ora tolakandro
โ›ช๏ธ FBBM Ambatomainty

๐‘ป๐’๐’๐’ˆ๐’‚๐’—๐’‚ ๐’Ž๐’‚๐’“๐’ ๐Ÿค—

Aminโ€™ity taona 2026 ity, ny ๐‘บ๐’‚๐’Ž๐’‘๐’‚๐’๐’‚ ๐‘ฝ๐’†๐’‰๐’Š๐’—๐’‚๐’—๐’š eto aminโ€™ny amin'ny FBBM Ambatomainty dia mankalaza fotoana manokana : ๐Ÿ๐Ÿ“ ๐ญ...
08/03/2026

Aminโ€™ity taona 2026 ity, ny ๐‘บ๐’‚๐’Ž๐’‘๐’‚๐’๐’‚ ๐‘ฝ๐’†๐’‰๐’Š๐’—๐’‚๐’—๐’š eto aminโ€™ny amin'ny FBBM Ambatomainty dia mankalaza fotoana manokana : ๐Ÿ๐Ÿ“ ๐ญ๐š๐จ๐ง๐š ๐’๐’‚๐’๐’๐’Ž๐’‘๐’๐’‚๐’๐’‚ ๐’‚๐’โ€™๐’Š ๐‘ฑ๐’†๐’”๐’๐’”๐’š ๐‘ฒ๐’“๐’Š๐’”๐’•๐’š ๐‘ป๐’๐’Ž๐’‘๐’ ๐’”๐’š ๐’๐’‚๐’๐’‚๐’๐’—๐’‚๐’๐’‚ ๐’๐’š ๐’‚๐’”๐’‚๐’๐’š.

Nandritra izay ampahefatry ny taonjato izay, Izy no niasa, nanohana, nanarina, nanova ary nitarika. Tao anatin'ny vanim-potoana samihafa sy ny fanamby natrehana rehetra dia tsy niova ny fahatsarany. Koa ity fankalazana ity dia hatao hiderana ny Tompo Jesosy, Ilay nanomboka ny asa ary mbola manohy azy mandraka ankehitriny.

Ny Sampana Vehivavy eto amin'ny Fiangonana dia misahana ny asa fitoriana sy fampianarana amin'ny ankizy, ary manao ihany koa asa fitoriana ny Filazantsara amin'ny vehivavy amin'ireo faritra rehetra iasan'ny Fiangonana rehetra (Antananarivo, Ankazondandy, Andranomiantra, Toamasina).

Ny ๐‘ a๐‘o๐‘กs๐‘ฆ 28 f๐‘’b๐‘Ÿo๐‘Žr๐‘ฆ 2026 no nanokafana ity taona fankalazana ity taminโ€™ny fakan-tsary ho rakitra fahatsiarovana. Amin'izany dia manolotra fisaorana manokana an'i ShoOt by Mikai izahay noho ny fanoloran-tenany sy ny fandavan-tenany taminโ€™iny fotoana manokana iny.

Mbola hisy hetsika hafa hanamarika ity taona manokana ity, ary hambaranay tsikelikely aminโ€™ny fotoana manaraka ihany izany. Manantena izahay fa ho maro ianareo no hiaraka aminay hidera anโ€™i Jesosy Kristy Tompo sy hankalaza ny fahatsarany amin'izany.

Ho an'Andriamanitra irery ihany ny voninahitra sy ny dera ary ny haja ankehitriny ary ho mandrakizay!

ยซ ๐น๐‘Ž ๐‘ก๐‘ ๐‘Ž๐‘Ÿ๐‘Ž ๐ฝ๐‘’โ„Ž๐‘œ๐‘ฃ๐‘Žโ„Ž ; ๐‘š๐‘Ž๐‘›๐‘‘๐‘Ÿ๐‘Ž๐‘˜๐‘–๐‘ง๐‘Ž๐‘ฆ ๐‘›๐‘ฆ ๐‘“๐‘Ž๐‘š๐‘–๐‘›๐‘‘๐‘Ÿ๐‘Ž๐‘š-๐‘๐‘œ๐‘›๐‘ฆ, ๐‘Ž๐‘Ÿ๐‘ฆ ๐‘š๐‘–โ„Ž๐‘Ž๐‘ก๐‘Ÿ๐‘Ž ๐‘Ž๐‘š๐‘–๐‘›โ€™๐‘›๐‘ฆ ๐‘ก๐‘Ž๐‘Ÿ๐‘Ž๐‘›๐‘Ž๐‘˜๐‘Ž ๐‘“๐‘Ž๐‘Ÿ๐‘Ž ๐‘š๐‘Ž๐‘›๐‘‘๐‘–๐‘š๐‘๐‘ฆ ๐‘›๐‘ฆ ๐‘“๐‘Žโ„Ž๐‘Ž๐‘š๐‘Ž๐‘Ÿ๐‘–๐‘›๐‘Ž๐‘›๐‘ฆ. ยป ๐‘†๐˜ข๐‘™๐˜ข๐‘š๐˜ฐ 100, 5

โœจ ๐Ÿ๐Ÿ“ ๐ญ๐š๐จ๐ง๐š ๐ฆ๐š๐ง๐ค๐š๐ฅ๐š๐ณ๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ก๐š๐ญ๐ฌ๐š๐ซ๐š๐งโ€™๐ง๐ฒ ๐“๐จ๐ฆ๐ฉ๐จ โœจ

โœจ ๐—™๐—ถ๐˜๐—ผ๐—ฟ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—™๐—ถ๐—น๐—ฎ๐˜‡๐—ฎ๐—ป๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ ๐—ต๐—ผ ๐—ฎ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—ป๐—ธ๐—ถ๐˜‡๐˜† ๐ญ๐ž๐จ ๐—”๐—บ๐—ฏ๐—ฎ๐˜๐—ผ๐—บ๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐˜๐˜† โœจAnkizy 49, manomboka amin'ny 6 ka hatramin'ny 12 taona, tao a...
14/02/2026

โœจ ๐—™๐—ถ๐˜๐—ผ๐—ฟ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—™๐—ถ๐—น๐—ฎ๐˜‡๐—ฎ๐—ป๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ ๐—ต๐—ผ ๐—ฎ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—ป๐—ธ๐—ถ๐˜‡๐˜† ๐ญ๐ž๐จ ๐—”๐—บ๐—ฏ๐—ฎ๐˜๐—ผ๐—บ๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐˜๐˜† โœจ

Ankizy 49, manomboka amin'ny 6 ka hatramin'ny 12 taona, tao anatin'ny 60 nanaiky nanokatra ny fony handray an'i Jesosy ho Tompo sy ho Mpamonjy Azy anio๐Ÿฅฐ Voninahitra ho an'ny Anarany irery ihany. ๐Ÿ™Œ

Isaky ny sabotsy maraina amin'ny 9 ora ka hatramin'ny 10 ora maraina dia mitohy ny fianaran'ireo ankizy ny Tenin'Andriamanitra eto amin'ny Fiangonana.

"๐Œ๐ข๐ง๐จ๐š ๐š๐ง'๐ข ๐‰๐ž๐ฌ๐จ๐ฌ๐ฒ ๐“๐จ๐ฆ๐ฉ๐จ, ๐๐ข๐š ๐ก๐จ๐ฏ๐จ๐ง๐ฃ๐ž๐ง๐š ๐ข๐š๐ง๐š๐จ ๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐š๐ง๐ค๐จ๐ก๐จ๐ง๐š๐ง๐š๐จ." (๐€๐ฌ๐š๐ง'๐ง๐ฒ ๐€๐ฉ๐จ๐ฌ๐ญ๐จ๐ฅ๐ฒ ๐Ÿ๐Ÿ”, ๐Ÿ‘๐Ÿ)

โœจ ๐—™๐—ถ๐˜๐—ผ๐—ฟ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—™๐—ถ๐—น๐—ฎ๐˜‡๐—ฎ๐—ป๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ ๐—ต๐—ผ ๐—ฎ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—ป๐—ธ๐—ถ๐˜‡๐˜† ๐—ฒ๐˜๐—ผ ๐—”๐—บ๐—ฏ๐—ฎ๐˜๐—ผ๐—บ๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐˜๐˜† โœจAsaina amim-pitiavana ianareo ray aman-drenin'ny ankizy rehet...
13/02/2026

โœจ ๐—™๐—ถ๐˜๐—ผ๐—ฟ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—™๐—ถ๐—น๐—ฎ๐˜‡๐—ฎ๐—ป๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ ๐—ต๐—ผ ๐—ฎ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—ป๐—ธ๐—ถ๐˜‡๐˜† ๐—ฒ๐˜๐—ผ ๐—”๐—บ๐—ฏ๐—ฎ๐˜๐—ผ๐—บ๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐˜๐˜† โœจ

Asaina amim-pitiavana ianareo ray aman-drenin'ny ankizy rehetra eto Ambatomainty hanatrika ity fotoana manokana feno hira๐ŸŽถ, tantara ๐Ÿ“– ary lalao๐ŸŽ‰

Ho fantatrโ€™izy ireo amin'io fotoana io fa tena tianโ€™Andriamanitra izy ireo ary sarobidy eo imasony ๐Ÿฅฐ

"Fa toy izao no nitiavanโ€™Andriamanitra izao tontolo izao: nomeny ny Zanani-lahy Tokana, mba tsy ho very izay rehetra mino Azy, fa hanana fiainana mandrakizay." (Jaona 3,16)

Rahampitso ny fotoanantsika! ๐Ÿ™Œ

๐Ÿ‘‡

โœจ ๐—™๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—บ-๐—ฝ๐—ผ๐˜๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ž๐—ฟ๐—ถ๐˜€๐—บ๐—ฎ๐˜€๐˜† โ€“ ๐—™๐—ฎ๐—ป๐—ธ๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐˜‡๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ป๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐˜๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐— ๐—ฝ๐—ฎ๐—บ๐—ผ๐—ป๐—ท๐˜† โœจFaly izahay mizara aminareo ny fandaharam-potoan...
18/12/2025

โœจ ๐—™๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—บ-๐—ฝ๐—ผ๐˜๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ž๐—ฟ๐—ถ๐˜€๐—บ๐—ฎ๐˜€๐˜† โ€“ ๐—™๐—ฎ๐—ป๐—ธ๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐˜‡๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ป๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐˜๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐— ๐—ฝ๐—ฎ๐—บ๐—ผ๐—ป๐—ท๐˜† โœจ

Faly izahay mizara aminareo ny fandaharam-potoananโ€™ny Fiangonana aminโ€™ny fankalazana ny Noely, fotoana feno fahasoavana, fiderana ary firaisana, hanamarihana ny nahaterahanโ€™i Jesosy Kristy, Mpamonjy antsika.

โ–ช๏ธ ๐‘จ๐’๐’‚๐’‰๐’‚๐’…๐’š ๐Ÿ๐Ÿ ๐‘ซ๐’†๐’”๐’‚๐’Ž๐’ƒ๐’“๐’‚ ๐’‚๐’Ž๐’Š๐’โ€™๐’๐’š ๐Ÿ๐ŸŽ ๐’๐’“๐’‚ ๐’Ž๐’‚๐’“๐’‚๐’Š๐’๐’‚ : Kaonseritra Noely atolotry ny Chorale

โ–ช๏ธ ๐‘จ๐’๐’‚๐’“๐’๐’ƒ๐’Š๐’‚ ๐Ÿ๐Ÿ’ ๐‘ซ๐’†๐’”๐’‚๐’Ž๐’ƒ๐’“๐’‚ ๐’‚๐’Ž๐’Š๐’โ€™๐’๐’š ๐Ÿ ๐’๐’“๐’‚ ๐’•๐’๐’๐’‚๐’Œ๐’‚๐’๐’…๐’“๐’ : Krismasin'ny Sampana Ankizy

โ–ช๏ธ ๐‘จ๐’๐’‚๐’Œ๐’‚๐’Ž๐’Š๐’”๐’š ๐Ÿ๐Ÿ“ ๐‘ซ๐’†๐’”๐’‚๐’Ž๐’ƒ๐’“๐’‚ ๐’‚๐’Ž๐’Š๐’โ€™๐’๐’š ๐Ÿ— ๐’๐’“๐’‚ ๐’”๐’š ๐’”๐’‚๐’”๐’‚๐’๐’š ๐’Ž๐’‚๐’“๐’‚๐’Š๐’๐’‚ : Fotoam-pivavahana sy fiderana noho ny nahaterahanโ€™ny Mpamonjy

โ–ช๏ธ ๐‘จ๐’๐’‚๐’‰๐’‚๐’…๐’š ๐Ÿ๐Ÿ– ๐‘ซ๐’†๐’”๐’‚๐’Ž๐’ƒ๐’“๐’‚ ๐’‚๐’Ž๐’Š๐’โ€™๐’๐’š ๐Ÿ ๐’๐’“๐’‚ ๐’•๐’๐’๐’‚๐’Œ๐’‚๐’๐’…๐’“๐’ : Krismasin'ny Sampana Zatovo

๐Ÿ“– ยซ ๐…๐š ๐Œ๐ฉ๐š๐ฆ๐จ๐ง๐ฃ๐ฒ ๐ง๐จ ๐ญ๐ž๐ซ๐š๐ค๐š ๐ก๐จ ๐š๐ง๐š๐ซ๐ž๐จ ๐š๐ง๐ข๐จ ๐š๐จ ๐š๐ง-๐ญ๐š๐งร ๐ง๐š๐ง'๐ข ๐ƒ๐š๐ฏ๐ข๐๐š, ๐๐ข๐š ๐Š๐ซ๐ข๐ฌ๐ญ๐ฒ ๐“๐จ๐ฆ๐ฉ๐จ ยป - ๐‹๐ข๐จ๐ค๐š ๐Ÿ:๐Ÿ๐Ÿ

Manasa anareo izahay hiaraka aminay amin'ireo fotoana rehetra ireo โ˜บ๏ธ

Ny voninahitra dia an'Andriamanitra irery ihany!

Address

FBB Ambatomainty, Soavimbahoaka
Antananarivo
101

Telephone

+261341799272

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ๐…๐๐๐Œ ๐€๐ฆ๐›๐š๐ญ๐จ๐ฆ๐š๐ข๐ง๐ญ๐ฒ posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to ๐…๐๐๐Œ ๐€๐ฆ๐›๐š๐ญ๐จ๐ฆ๐š๐ข๐ง๐ญ๐ฒ:

Shortcuts

Share

Category