Irery Kely Ianao Nefa Misy Mpiahy

Irery Kely Ianao  Nefa  Misy Mpiahy WAY MAKER MY jesus

Mahagaga Andriamanitra
03/07/2023

Mahagaga Andriamanitra

|!""""""\""""\_[ ][ [ ][ ] ¤\_!!==@===@===>Aza hadino Fa: (sprinter) Zone International ho any An-danitra Direct ity.Mot...
16/04/2023

|!""""""\""""\_
[ ][ [ ][ ] ¤\_
!!==@===@===>
Aza hadino Fa: (sprinter)
Zone International ho any An-danitra Direct ity.
Moteur: Vavaka.
Frais: Finoana.
Pneu: baiboly
Vitre: Fitiavana.
Tafony: Batisa
Clack sonne: Fibebahana.
Jiro : Fanahy Masina
Place: Faharetana.
Chauffeur: JESOSY KRISTY.
Aza adino fa tia anao JESOSY ! Hoy tompo t@ soratra masina Hoe:
"tiava ny namanao tahaka ny tenanao".Amen

21/09/2022

“SAMBATRA ny mahitsy làlana, Izay mandeha araka ny lalàn’i Jehovah.” (Salamo 119.1)
“Misy làlana ataon’ny olona ho mahitsy, Kanjo làlana mivarina any amin’ny fahafatesana no iafarany.” (Ohabolana 14.12)
"Aza manao andriamani-tsiizy, aza manangana sarin-tsampy voasokitra na manao tsangambaton-tsampy, aza manorina vato voaravaka hiankohofana eo amin'ny taninareo; fa Izaho no TOMPO Andriamanitrareo."
- (Levitika 26. 1)
“Aza mety havilivilin'ny fampianarana samihafa tsy araka an'i Kristy ianareo!” (Hebreo 13.9)
“Mitandrema fandrao misy mahalasa anareo ho babony amin'ny filosofia sy ny famitahana foana, fa tsy araka an’i Kristy." (Kolosianina 2. 8 )
(Ao amin'ny fampianarana sy ny hafatry ny TOMPO ihany no tsy maintsy hiverenana!)

MY GOD IS GOOD He is   💖💖
17/09/2022

MY GOD IS GOOD

He is 💖💖

Andriamanitra be famindrampo sy be fitiavana,      tonga eto anatrehanao izahay anio — ratram-po. malahelo izahay isaky ...
07/09/2022

Andriamanitra be famindrampo sy be fitiavana,
tonga eto anatrehanao izahay anio — ratram-po.
malahelo izahay isaky ny mandre herisetra,
noho ny famoizana aina tsy takatry ny saintsika.
tamin'ity indray mitoraka ity, tao amin'ny fiangonana iray no nitrangan'izany rehetra izany.
ahoana izany?

Ny fandehanana any am-piangonana no fiatoantsika amin’ny tontolo mikorontana.
ao amin'ny fitoerany masina no ivavahantsika,
ary raiso ny fatran’ny fanahinao masina
mba hampatanjaka ny fanantenantsika amin'ny herinandro ho avy.

eto amin’ity toerana hihirantsika ity hoe: “Ho fiadanana anie ho ambonin’ny tany”
nisy herisetra.
eo akaikin'ny latabatra izay nahitanay fanasitranana
tamin'ny alalan'ny tenan'i Kristy notorotoroina sy ra nalatsaka ho antsika,
niaina ratra izahay.
ny alahady dia mahatsapa ny fisianao manodidina anay izahay,
nefa, tamin'ity alahady ity, dia niditra teo am-baravarana ny ratsy.
Miara-mitaraina amin'ny mpanao salamo izahay hoe: Mandra-pahoviana, Tompo ô,
tsy maintsy mitondra fanaintainana ao amin'ny fanahintsika ve isika
ary alahelo ao am-pontsika?

inona no ataontsika izao, Andriamanitra ô?
ahoana no fidintsika ny fiainana, ny fihavanana, ny fisafidianana anao?
renay ny antsonao hiandry anao,
fa matahotra sao mihemotra isika.
asehoy anay ny lalanao, Andriamanitra ô.
tariho izahay hamakivaky ity lohasaha ity.
mampionona anay amin'ny fanatrehanao.
ento ho eo amin'ny latabatra izay napetrakao eo anoloanay izahay
izay mety hahitantsika fanasitranana sy fiadanana.
asehoy anay ny lalanao ao anatin’ny haizina,
avy amin’ny fijaliana ka hatramin’ny fahasitranana,
hatramin’ny hazo fijaliana ka hatramin’ny fitsanganana amin’ny maty.
amin'ny anaran'i Jesosy, mpitari-dalana anay, mivavaka izahay. amena.
‼️❣️❣️❣️❣️❣️‼️

Gracious and loving God,     we come before you today—heartbroken.We grieve whenever we hear of violence,     over loss ...
07/09/2022

Gracious and loving God,
we come before you today—heartbroken.
We grieve whenever we hear of violence,
over loss of life we can hardly comprehend.
This time, it all happened in a church.
How can this be?

Going to church is our respite from a chaotic world.
In our sanctuaries, we worship you,
and receive a dose of your Holy Spirit
to energize our hope for the week ahead.

In this place where we sing, “Let there be peace on earth,”
there was violence.
Near the table where we have found healing
through Christ’s body broken and blood poured out for us,
we have experienced hurt.
On Sundays, we come to feel your presence around us,
yet, on this Sunday, evil came through the door.
We cry out with the psalmist, How long, O Lord,
must we bear pain in our souls
and sorrow in our hearts?

What do we do now, O God?
How do we choose life, choose peace, choose you?
We hear your call to wait for you,
but fear we may be lagging behind.
Show us your way, O God.
Lead us through this valley.
Comfort us with your presence.
Take us to the table you have set before us
where we might find healing and peace.
Show us your way through the darkness,
from suffering to healing,
from cross to resurrection.
In the name of Jesus, our guide, we pray. Amen.

This prayer was written in response to the tragic mass shooting at First Baptist Church in Sutherland Springs on Sunday, November 5, 2017.

Manahoana! izhay eto @ pages dia faly manasa nao hamakJeunes Malgaches pour Jésus ChristTémoignage: Ny helo sy ny lanitr...
01/09/2022

Manahoana! izhay eto @ pages dia faly manasa nao hamak
Jeunes Malgaches pour Jésus Christ

Témoignage: Ny helo sy ny lanitra, hafatra ho anao - Yves (cevam)

Ny voninahitra dia ho an’Andriamanitra irery ihany.
Ity “article” soratako androany ity dia fitantarana ny fijoroana vavolombelona izay nataona tovolahy iray (Yves no anarany, teratany Malagasy izy) tao @ fiangonana misy anay, ny alahady 27 marsa 2011.

Tsy dokam-barotra velively ho an’izany fiangonana izany sanatria na hoe fiantsoana anareo hiala @ fiangonana misy anareo ka hiditra ao @ fiangonana hivavahanay na koa fanaratsiana fiangonana hafa no anton’izao fa Jesosy mihitsy no nanafatra ka manatanteraka izany hafany izany izahay ankehitriny.

Tsy tantara foronina izy ity sanatria fa tena zavatra nihatra sy niainan’i Yves ary nataon’iTompo taminy mba hilazan’Andriamanitra ny tokony hataontsika rehetra ety an-tany amin’izao fotoana efa hahatongavan’I Jesosy izao, izay tsy ho ela intsony.

Ny fanahin’Andriamanitra anie hiasa ao anatinareo, hendresy lahatra anareo ary koa hanananareo faharetana eo am-pamakiana izao hafatra izao.
-----------------
Volana vitsivitsy talohan’ny nisehoan’i Jesosy tamin’i Yves, dia nanao fahagagana lehibe taminy Andriamanitra: Misy lesona sahady eto hoe "rehefa manao fahagagana tsy takatry ny sain’olombelona aminao Andriamanitra dia tadidio fa misy “mission” tian’Andriamanitra hotanterahinao".

Voan’ny lozam-pifamoivoizana tamin’ny “moto” izy tamin’ny faraparan’ny taona 2010. Voadona mafy ny lohany tamin’izany. Nentina tany amin’ny dokotera izy ary natao ny scanner mba hahalalana izay tena zava-misy ao anaty lohany ao.

Fantatra tamin’izany ary fa nisy rano niandrona tao, izay voalazan’ny dokotera fa tsy maintsy esorina satria mety hiteraka fahafatesana ho azy ao anatin’ny andro maromaro. Nilaza mihitsy aza ilay dokotera hoe:

- "Efa "phase secondaire (début cancer)" no mahazo anao ry Yves ka tsy maintsy ho didina ianao satria mety ho faty ianao raha tsy atao haingana izany”.



Marihina aloha fa olona mbola tanora i Yves ary be hanihany be. Mino sy matoky ny herin’Andriamanitra eo amin’ny fiainany anefa izy.



Nandà mafy ny @ izany handidina ny lohany izany izy. Hoy izy tamin’ny dokotera:

- “Tsy didina zany mihitsy aho ary tsy hosokafana izany ny lohako, fa zao, aleo Andriamanitra no hitsabo an’io fa hainy ny zavatra rehetra”.



Nanakiana azy avokoa ny olona rehetra tao an-tranony, indrindra f

Address

Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Irery Kely Ianao Nefa Misy Mpiahy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to Irery Kely Ianao Nefa Misy Mpiahy:

Share