20/03/2025
Tsy avy @ A/tra ny fahoriana, aretina, fijaliana maro samihafa. Matokia fa tsy mamela anao ho irery Izy. Toy ny ray sy reny manoloana ny zanany, Mahita ny fahorianao Izy, mahatsapa ny fanaintainanao Izy, Miara mijaly aminao Izy.
,