Sampana Fanantenana Taninanandrano Ampandrana

Sampana Fanantenana Taninanandrano Ampandrana Fikambanana miady zava-mahadomelina
Mijoro eo anivon'ny Fiangonana FPVM Taninanandrano

Nitsidika fiangonana roa ny Sampana Fanantenana tao VANGAINDRANO :✅FPVM MAHAKINGA VANGAINDRANO✅Vondrombavaka FPVM VISOA ...
30/08/2026

Nitsidika fiangonana roa ny Sampana Fanantenana tao VANGAINDRANO :

✅FPVM MAHAKINGA VANGAINDRANO
✅Vondrombavaka FPVM VISOA (3km)

Ankoatran’ny porte à porte, fiderana sy ny asam-pifohazana, dia nisy ihany koa ny hetsika FADY natao teo an-tsena sy ny lalao ara-panatanjahantena izay narahana tête à tête.

Ny fitoriana dia ho fitaomana ny olona handray an’I Jesosy Kristy sy fampahafantarana ny olona ny faharatsian’ny zava-mahadomelina.




✅FARAFANGANAIreo asa natao nandritra ny fandalovan’ny Sampana FANANTENANA: - Fiderana tao amin’ny GYMNASE - CEG - Porte ...
28/08/2026

✅FARAFANGANA

Ireo asa natao nandritra ny fandalovan’ny Sampana FANANTENANA:

- Fiderana tao amin’ny GYMNASE - CEG
- Porte à porte
- Voka-dehibe Sy asam-pifohazana
- FIDERANA tao amin’ny FPVM Farafangana



📌 FPVM MAVOGISA : dian-tongotra ora 3 miala eo Bac NamoronaNananatanteraka porte à porte, asam-pifohazana ary fiderana t...
22/08/2026

📌 FPVM MAVOGISA : dian-tongotra ora 3 miala eo Bac Namorona

Nananatanteraka porte à porte, asam-pifohazana ary fiderana tany an-toerana ny SAMPANA FANANTENANA nandritra ny tafika Masina lehibe.

Ny Sampana Fanantenana Mavogisa no nanokatra ny fiderana.



11/08/2026

MAMPIAVAKA NY SAMPANA FANANTENANA ANATY TAFIKA MASINA LEHIBE ‼️

Ankoatran'ny porte à porte sy ny fiderana ary ny asa fitoriana isan-karazany dia misy foana ihany koa ny fikarohana ara - baiboly izay ataon'ny ankizy mpikambana ary velabelarina mandritra ny TAFIKA MASINA LEHIBE 📖

Izany dia ho fitaizana ny ankizy amin'ny fandalinana ny soratra masina.




TAFIKA MASINA LEHIBE 2026 ✅️Nanomboka teto amin'ny FPVM Vavahadin'ny lanitra BAC NAMORONA ny tafika masina tanterahin'ny...
10/08/2026

TAFIKA MASINA LEHIBE 2026 ✅️

Nanomboka teto amin'ny FPVM Vavahadin'ny lanitra BAC NAMORONA ny tafika masina tanterahin'ny Sampana FANANTENANA aty amin'ny faritra atsimo atsinanana.

Nanotrona izany fotoana izany ireo zanaky ny sampana Fanantenana manodidina rehetra:
🟠 FANANTENANA BAC NAMORONA
🟠 FANANTENANA MAVOGISA
🟠 FANANTENANA IRONDRO
🟠 FANANTENANA ANTSENAVOLO



25/07/2026

🎥EXTRAIT Vokatra " Pulled Up By God " by Sampana Fanantenana Taninanandrano Ampandrana .



Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany, fa tontosa soamantsara ny Herinandrom-bokatray Sampana Fanantenana Taninana...
21/07/2026

Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany, fa tontosa soamantsara ny Herinandrom-bokatray Sampana Fanantenana Taninanandrano Ampandrana . ❤️

Feno fankasitrahana izahay noho ny fanohanana sy ny fiaraha-miasa nasehonareo nandritra izany, hisaorana manokana :
🤝 Ny mpikambana rehetra;
🤝 Ny Ray aman-dReny;
🤝 Ireo vahiny nasaina;
🤝 Ireo mpiara-miasa rehetra;
🤝 Ireo mpanohana;
🤝 Ary ianareo rehetra izay nitondra am-bavaka.

Andriamanitra hamaly fitia .
Mankasitraka indrindra! ❤️


#2026

🎥Afaka fotoana fohy dia hanomboka ny conférence- débat " 𝐍𝐲 𝐦𝐩𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐡𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐳𝐚𝐯𝐚𝐦𝐚𝐡𝐚𝐝𝐨𝐦𝐞𝐥𝐢𝐧a" .Hanasana anao :  olon...
17/07/2026

🎥Afaka fotoana fohy dia hanomboka ny conférence- débat " 𝐍𝐲 𝐦𝐩𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐡𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐳𝐚𝐯𝐚𝐦𝐚𝐡𝐚𝐝𝐨𝐦𝐞𝐥𝐢𝐧a" .
Hanasana anao : olon-tsotra, na mpandraharaha , anaty sehatra samihafa🥰.

Tongava maro!



17/07/2026

" 🚭𝑵𝒚 𝒅𝒆𝒑𝒓𝒆𝒔𝒔𝒊𝒐𝒏 𝒔𝒚 𝒏𝒚 𝒛𝒂𝒗𝒂𝒎𝒂𝒉𝒂𝒅𝒐𝒎𝒆𝒍𝒊𝒏𝒂 "
Lohahevitra horesahin'i Docteur Manitra Rakotoarivony amintsika , rahampitso sabotsy 18 jolay📢 .
Pasteur Luther avy ao ny antom-pisiako no hanolotra izany🥰.

📆Sabotsy 18 jolay
🕠2ora hariva
🏠FPVM Taninanandrano Ampandrana ,4è étage

Tongava maro fa tsy misy vidim-pidirana 🤝



📢Arahanao tsy ho ela eto amin'ny pejin'ny Sampana Fanantenana Taninanandrano Ampandrana FAMPIANARANA SORATRA MASINA : " ...
16/07/2026

📢Arahanao tsy ho ela eto amin'ny pejin'ny Sampana Fanantenana Taninanandrano Ampandrana
FAMPIANARANA SORATRA MASINA : " Ny intelligence artificielle sy ny manodidina azy " 🥰.

Aza miala ary ô❤️.

Address

Antananarivo

Telephone

+261348365517

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sampana Fanantenana Taninanandrano Ampandrana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to Sampana Fanantenana Taninanandrano Ampandrana:

Shortcuts

Share