TENY SOA Mahafaly

TENY SOA Mahafaly Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from TENY SOA Mahafaly, Church of God, Antananarivo.

02/12/2025

Izay marary aminao dia marary amin'ny Tompo💚
Tsy irery ianao fa aza manahy🙏🏻❤
Matio 11:28
"...,Izaho hanome anareo fitsaharana."❤Hoy Jehovah.

19/12/2023

Toriteny velona📼

28/05/2023

🙏🏻Velombelona indray ny noho ny herin'ny ❤

06/12/2022

Mibebaha!🙏Aza mifikitra @ fahazarandratsy intsony.🙏🏻
Ao anaty ny fibebahana no misy ny fanasitranana sy ny fitahiana ary ny famonjena.
Madio tanteraka ianao🙏🏻

25/11/2022

Ho avy JESOSY hamonjy anao🙏🏻
Ho avy JESOSY hitahy anao🙏🏻
Ho avy JESOSY hanasitrana anao🙏🏻
Ho avy JESOSY hanome anao fiadanana🙏🏻
AMEN🙏🏻❤

16/10/2022

😇Na inona na inona miseho eo @ fiainanao...tadidio fa misy Andriamanitra🙏🏻😇

11/10/2022

Ray ô🙏🏻
Mitenena hoe:"Misia fandresena"
Dia ho resy ny fahavaloko,hitsahatra ny adiko😇

11/10/2022

😇Lehibe noho ny adiko Jeso ka matoky Azy aho💪🏻

03/07/2022

Aza mihatsaravelatsihy fa mitondra ozona eo amin'ny fiainana izany.😊

13/04/2022

Tiako izay tia ahy😊💗

13/04/2022

Mandalo ady sy fahoriana aho kanefa tsapako maivana izany satria manampy ahy JESOSY

20/02/2022

🙏Mahery noho ilay ratsy 'lay Jesosy mitoetra ato anatiko💪

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TENY SOA Mahafaly posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category