Fiangonana CEIM Amboanjobe

Fiangonana CEIM Amboanjobe ...ny Fiangonan'Andriamanitra velona, sady andry fiorenan'ny fahamarinana. 1Timoty 3.15

PENTEKOSTAJaona 16:8  Ary rehefa tonga Izy dia hampiaiky izao tontolo izao ny fahotana sy ny fahamarinana ary ny fitsara...
23/05/2026

PENTEKOSTA
Jaona 16:8 Ary rehefa tonga Izy dia hampiaiky izao tontolo izao ny fahotana sy ny fahamarinana ary ny fitsarana.

Fotoam-bavaka rampitso alahady, 24 Mey 2026
🕒 Fidirana : Amin'ny 9ora sy sasany
📍CEIM Talaky Famonjena

📢Fianarana Baiboly Isam-bolana (FBI ), isaky ny Alarobia fahaefatra. Daty : 25 Martsa 2026            4ora-5ora30min har...
24/03/2026

📢Fianarana Baiboly Isam-bolana (FBI ), isaky ny Alarobia fahaefatra.
Daty : 25 Martsa 2026
4ora-5ora30min hariva
Toerana : Fiangonana CEIM Talaky Amboanjobe (Lalana Village Famonjena)

➡️Fotoam-bavaka alahady, manomboka amin'ny 9ora 30' maraina. Vavaka fifandin-kanina isaky ny alahady fahaefatra. 🔸 Torit...
20/03/2026

➡️Fotoam-bavaka alahady, manomboka amin'ny 9ora 30' maraina. Vavaka fifandin-kanina isaky ny alahady fahaefatra.
🔸 Toriteny
🔸 Vavaka
🔸 Fiderana
🕗 9h30'-11h45'
Toerana : Lalana Village Famonjena

Fotoam-bavaka Alahady izao, manomboka amin'ny 9ora 30 minitra. Hiara- hihaino ny fanazavana Tenin'Andriamanitra isika, h...
21/02/2026

Fotoam-bavaka Alahady izao, manomboka amin'ny 9ora 30 minitra. Hiara- hihaino ny fanazavana Tenin'Andriamanitra isika, hiara-hidera, hiara-hivavaka, sns . Hiombina amin'ny alalan'ny fanompoana samihafa isika.

Asa 2.42 Ary izy ireo dia naharitra tamin’ny fampianaran’ny Apostoly sy ny fiombonana sy ny famakiana ny m**o ary ny fivavahana.

Shalom 🤗!Ndao hiaraka aminay ee!Hiara-hidera sy hihaino ny tenin'Andriamanitra.
13/12/2025

Shalom 🤗!
Ndao hiaraka aminay ee!
Hiara-hidera sy hihaino ny tenin'Andriamanitra.

Fiadanana ho antsika aby!Fotoana iray hanasana anareo mivady ka tongava. Sady mampiaraka no mahazo fampianarana milay be...
25/03/2025

Fiadanana ho antsika aby!
Fotoana iray hanasana anareo mivady ka tongava. Sady mampiaraka no mahazo fampianarana milay be😚. Angaha vitan'izay! mbola misy sakafo koa😚.

Daty: Alahady 27 Aprily 2025 ( @ 9ora - 4ora 30min)
Toerana : CEIM Talaky Amboanjobe
Fisoratana anarana : 0346747395 / 0340817905 na M.P

🌷Andro fankalazana ny nahatongavan'i Jesosy ho nofo.          ✔ Noely Fifaliana ( Lioka 2.9-10)➡ Fifaliana sy famonjena ...
25/12/2024

🌷Andro fankalazana ny nahatongavan'i Jesosy ho nofo.

✔ Noely Fifaliana ( Lioka 2.9-10)
➡ Fifaliana sy famonjena ho antsika ny nahatongavan'i Jesosy ho nofo.
⚫Hira fiderana , Toriteny, Tantara tsy miteny( Mime ), Dihy no noentin'ny tanora, sekoly alahady, groupe de louange, vehivavy lehibe, nankalazana ny Noely 2024 tety Amboanjobe.

Sary: 22 Desambra sy 25 Desambra 2024.
Mirary Noely fifaliana ho anao sy ankohonana ny CEIM Amboanjobe!🌷

Finaritra ô!  ✔VAVAKA ANTENDROMBOHITRAFotoana iray hifandraisana amin'ny Tompo.Any antendrombohitra indray isika no hiva...
26/07/2024

Finaritra ô!
✔VAVAKA ANTENDROMBOHITRA
Fotoana iray hifandraisana amin'ny Tompo.
Any antendrombohitra indray isika no hivavaka , hidera ny Tompo, hihaino ny Tenin'Andriamanitra amin'ny alahady izao.

Manasa ho tonga dia lazao ny namana.

Toerana : Village Famonjena

CEIM AMBOANJOBE

Asa fitoriana filazantsara ✝ tamin'ny alalan'ny kitapotsakafo avy amin'ny CHF.☝Ho an'Andriamanitra irery ny voninahitraT...
13/05/2024

Asa fitoriana filazantsara ✝ tamin'ny alalan'ny kitapotsakafo avy amin'ny CHF.
☝Ho an'Andriamanitra irery ny voninahitra
Toerana : Village Famonjena

Address

Amboanjobe
Antananarivo

Telephone

+261338977896

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fiangonana CEIM Amboanjobe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share