FMTA Ambohinome IVATO

FMTA Ambohinome IVATO Fiangonana protestanta Malagasy Tranozozoro Antranobiriky

๐Ÿ…ต๐Ÿ…ธ๐Ÿ…ฝ๐Ÿ…ฐ๐Ÿ†๐Ÿ…ธ๐Ÿ†ƒ๐Ÿ†๐Ÿ…ฐ ๐Ÿ…พ! ๐”ผ๐•—๐•’ ๐•ž๐•’๐•Ÿ๐•’๐•œ๐•’๐•š๐•œ๐•ช ๐•Ÿ๐•ช ๐•—๐• ๐•ฅ๐• ๐•’๐•Ÿ๐•’ ๐•’๐•Ÿ! ๐•Š๐•–๐•™๐•  ๐•™๐•š๐••๐•–๐•ฃ๐•’๐•Ÿ๐•’ ๐•’๐•Ÿโ€™๐”ธ๐•Ÿ๐••๐•ฃ๐•š๐•’๐•ž๐•’๐•Ÿ๐•š๐•ฅ๐•ฃ๐•’ ๐•™๐•š๐•’๐•ฃ๐•’๐•™๐•’๐•Ÿ๐•’ @ โ„•๐• ๐•‚๐•†โ„๐”ธ๐•€๐•‹๐”ธ ๐•ฟ๐–”๐–Š๐–—๐–†๐–“๐–†: ๐•‚๐• ๐•๐•–๐•›๐•ช ๐•ฅ๐•–๐• ๐•๐• ๐•›๐•š๐•œ...
16/07/2025

๐Ÿ…ต๐Ÿ…ธ๐Ÿ…ฝ๐Ÿ…ฐ๐Ÿ†๐Ÿ…ธ๐Ÿ†ƒ๐Ÿ†๐Ÿ…ฐ ๐Ÿ…พ!
๐”ผ๐•—๐•’ ๐•ž๐•’๐•Ÿ๐•’๐•œ๐•’๐•š๐•œ๐•ช ๐•Ÿ๐•ช ๐•—๐• ๐•ฅ๐• ๐•’๐•Ÿ๐•’ ๐•’๐•Ÿ!
๐•Š๐•–๐•™๐•  ๐•™๐•š๐••๐•–๐•ฃ๐•’๐•Ÿ๐•’ ๐•’๐•Ÿโ€™๐”ธ๐•Ÿ๐••๐•ฃ๐•š๐•’๐•ž๐•’๐•Ÿ๐•š๐•ฅ๐•ฃ๐•’ ๐•™๐•š๐•’๐•ฃ๐•’๐•™๐•’๐•Ÿ๐•’ @ โ„•๐• ๐•‚๐•†โ„๐”ธ๐•€๐•‹๐”ธ
๐•ฟ๐–”๐–Š๐–—๐–†๐–“๐–†: ๐•‚๐• ๐•๐•–๐•›๐•ช ๐•ฅ๐•–๐• ๐•๐• ๐•›๐•š๐•œ๐•’ ๐•„๐•’๐•ž๐• ๐•ฃ๐•ช ๐•€๐•๐”ธ๐•‹๐•†
๐–‹๐–”๐–™๐–”๐–†๐–“๐–†: ๐Ÿš๐ŸŸ ๐•๐• ๐•๐•’๐•ช @๐Ÿš ๐• ๐•ฃ๐•’ ๐•ค๐•ช ๐•ค๐•’๐•ค๐•’๐•Ÿ๐•ช ๐•ฅ๐• ๐•๐•’๐•œ๐•’๐•Ÿ๐••๐•ฃ๐• 

๐“ฃ๐“ธ๐“ท๐“ฐ๐“ช๐“ฟ๐“ช ๐“ถ๐“ช๐“ป๐“ธ ๐“ฎ!

Fa asany isika, voaforona tao amin'i Kristy Jesoa mba hanao asa tsaraโ€” Efesiana 2 : 10 ny asa anio, tonga maro ny olona,...
24/04/2025

Fa asany isika, voaforona tao amin'i Kristy Jesoa mba hanao asa tsara
โ€” Efesiana 2 : 10
ny asa anio, tonga maro ny olona, misaotra ny Tompo

13/04/2025

"๐™€๐™›๐™– ๐™ฃ๐™ž๐™–๐™™๐™ฎ ๐™ฃ๐™ฎ ๐™–๐™™๐™ฎ ๐™ฉ๐™จ๐™–๐™ง๐™– ๐™–๐™๐™ค, ๐™ฃ๐™–๐™๐™–๐™ฉ๐™–๐™ฃ๐™ฉ๐™š๐™ง๐™–๐™ ๐™– ๐™ฃ๐™ฎ ๐™›๐™ž๐™๐™–๐™ฏ๐™–๐™ ๐™–๐™ฏ๐™–๐™๐™–๐™ ๐™ค ๐™–๐™๐™ค, ๐™ฃ๐™ž๐™ฉ๐™–๐™๐™ž๐™ง๐™ฎ ๐™ฃ๐™ฎ ๐™›๐™ž๐™ฃ๐™ค๐™–๐™ฃ๐™– ๐™–๐™๐™ค." 2๐™๐™ž๐™ข๐™ค๐™ฉ๐™ฎ 4:7

Finaritra o!Eee!!! Aza adino ny fotoanatsika ny alahady 23 febroary ho avy izaoFanompoam-pivavahana Izay hiarahan' ny Za...
16/02/2025

Finaritra o!
Eee!!! Aza adino ny fotoanatsika ny alahady 23 febroary ho avy izao
Fanompoam-pivavahana Izay hiarahan' ny Zanaka am-pielezana rehetra sy ny fiangonana amin' io fotoana io
Ny toerana: Institution Marthe Hervรฉe Ankasina
Fidirana: amin' ny 8ora sy sasany maraina
Aoka hifampilaza ๐Ÿ™๐Ÿ™๐Ÿ™ samia tahian' Andriamanitra
SOLI DEO GLORIA

Vokatra novokarin' ny SLK ho antsika
09/12/2024

Vokatra novokarin' ny SLK ho antsika

Fa ianareo kosa dia taranaka voafidy, "fanjaka-mpisorona, firenena masina" (Eksodosy 19:6), olona nalain'Andriamanitra h...
17/11/2024

Fa ianareo kosa dia taranaka voafidy, "fanjaka-mpisorona, firenena masina" (Eksodosy 19:6), olona nalain'Andriamanitra ho an'ny tenany mba hilazanareo ny hatsaran'Ilay niantso anareo hiala tamin'ny maizina ho amin'ny fahazavany mahagaga;
โ€” I Petera 2 : 9
-Misaotra ny Tompo Lehibe isika ry havana fa tontosa soamantsara androany ny alahadin' ny Taranaka teto amin' ny FMTA Ambohinome-Ivato
- Isaorana ihany koa ny birao, ny diakonina, ny sampana sy ny fiangonana rehetra niara-niasa ho fanomanana ity androany ity
-Isaorana ihany koa isika Zanak'ampielezana rehetra tonga maro be nanotrona izao fetin-tsika izao
-Jesosy Kristy hitahy antsika rehetra
Soli Deo Gloria

Ny fiangonana FMTA Ambohinome dia faly miarahaba anareo Pasteur RAVELOMANTSOA Lovatahiry Herinjato mianakavy , noho ny  ...
11/11/2024

Ny fiangonana FMTA Ambohinome dia faly miarahaba anareo Pasteur RAVELOMANTSOA Lovatahiry Herinjato mianakavy , noho ny fahavitan' izao fanokanana anareo ho Mpitandrina ny Fiangonana Antranobiriky sady Filohan' ny Misiona FMTA izao
Ny Fanahy Masina anie hampahery sy hanoana anareo amin' izao asa masina izao
Tahin' i Jesosy Pasteur
SOLI DEO GLORIA

Didy vaovao no omeko anareo, dia ny mba hifankatiavanareoโ€” Jaona 13 : 34aFamaranana ny iray volan' ny diakonina
28/10/2024

Didy vaovao no omeko anareo, dia ny mba hifankatiavanareo
โ€” Jaona 13 : 34a
Famaranana ny iray volan' ny diakonina

Ny fitiava-namana ve??- aseho amin ny alalan' ny fiombonana: hevitra,ny fandresena, fahoriana, -aseho amin'ny alalan' ny...
13/10/2024

Ny fitiava-namana ve??
- aseho amin ny alalan' ny fiombonana: hevitra,ny fandresena, fahoriana,
-aseho amin'ny alalan' ny fahafohizana: famelan-keloka, aina hamonjy ny hafa

dia lazao aminy hoe: Izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro: Indro Lehilahy atao hoe Rantsana*; ary hitsimoka eo am-pi...
06/10/2024

dia lazao aminy hoe: Izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro: Indro Lehilahy atao hoe Rantsana*; ary hitsimoka eo am-pitoerany ihany Izy** sady hanao ny tempolin'i Jehovah
โ€” Zakaria 6 : 12
Voatokana androany ny Sampana lehilahy Kristiana
Koa arabaina ianareo rehetra e... Mahefabe amin'ny asan' ny Tompo ry lehilahy mahery ๐Ÿ’ช๐Ÿ™๐Ÿ™

31/08/2022

Vavaka hatao raha tena tapi-dalan-kaleha๐Ÿ‘‡๐Ÿป

Jesosy รด, ampahafantaro ahy inona no tokony hataoko, inona no tokony hatomboko ary inona no tsy maintsy hajanoko fa tsy te ho lany andro sy fotoana mirenireny sy tsy manao nโ€™inoninona fotsiny aho.

Jesosy รด, inspirรฉo aho, omeo hevitra aho, omeo tari-dalana aho, hatoseho aho handehanako arakโ€™izay anjara nofaritanao ho ahy.

Jesosy รด, tsy aiko ny mitondra ny fiainako, tsy aiko izay lalan-kaleha, tsy te diso lalana aho, hazavao sy hampahirato ny saiko Tompo รด.
Jesosy รด, ianao no fanilonโ€™ny tongotro, fanazavana ny lalako. ( Sal 119;105 )

Jesosy รด, fantatro fa tsy hamela ahy ho very lalana mandrakizay Ianao fa ho tarihinao ary hoentinao any aminโ€™ilay voafaritra ho ahy aho.

Hinoako ho marina amiko izany vavaka izany.
Aminโ€™ny Anaranโ€™I Jesosy
Amen

Address

Ivato
Antananarivo
105

Telephone

+261340995261

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FMTA Ambohinome IVATO posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category