01/03/2026
Mahasoa ny fihombonana toy izao 🤗
Firalahiana, fifankatiavana 😍 izay no tanjonay hatram'izao 💕
Ny firaisan'ny kristiana tanora ao amin'i Jesosy Kristy dia :
- ny maha-iray ny tanora rehetra na dia samihafa aza ny fiaviana sy ny kolotsaina 👍
- Vatan'i Kristy araka ny I Kor.12 - maro ny ratsam-batana saingy vatana iray ihany ary Kristy no lohany 👌
- Tsy misy fanavahana araka ny Gal.3:28 - tsy misy Jiosy na jentilisa... fa iray ihany ianareo rehetra ao amin'i Kristy Jesosy 😉
- ny Fanahy Masina no mampiray ny fon'ny tanora @ alalan'ny fitiavana sy ny fihavanana 🥹
- ny vavaka nataon'i Jesosy : Jao.17 - nanao vavaka manokana Jesosy mba ho iray ihany ny mpianany rehetra, mba hinoan'izao tontolo izao fa nirahin'Andriamanitra Izy 🥰
Fehiny :
Le Saint-Esprit unit les croyants. Nous sommes les cordes d'une Harpe chacune a sa note, mais ensemble elles produisent une seule mélodie pour la Gloire de Dieu 💞