22/03/2026
« Ary fantatsika fa ny zavatra rehetra dia miara-miasa hahasoa izay tia an’Andriamanitra,dia izay voantso araka ny fikasany rahateo, » ROMANA 8:28
Vaomieran’ny Raharaha Ara-barotra, Fanatanjahan-tena ,ary ny Serasera sy Haino aman-jery indray no sendra tafiaraka nivory teny @ FLM Toby Fanantenana 67ha omaly.😇
Ho fampandrosoana hatrany ny asa amin’ny maha Vokovokomanga eto anivon’ny Synodam-paritany Antananarivo