Voronkely andiany Tsikirity Flm Mahalavolona

Voronkely andiany Tsikirity Flm Mahalavolona 🐦Tsikirity mahafatra-po🐦

12/08/2026
🌞🐦Sary nandritra ny  🐦🌞
12/08/2026

🌞🐦Sary nandritra ny 🐦🌞

Isaorana ny Tompo🙏Vita soa ny   izay notanterahina ny 6-11Aout lasa teo 🌿 🌞 🐦
12/08/2026

Isaorana ny Tompo🙏
Vita soa ny izay notanterahina ny 6-11Aout lasa teo

🌿
🌞
🐦

11/08/2026

🌿🐦🌿

"Aza matahotra,ry ilay malala indrindra,fiadanana anie ho anao,mahereza,eny mahereza" Daniela10 : 19a Isaorana ny Tompo ...
15/07/2026

"Aza matahotra,ry ilay malala indrindra,fiadanana anie ho anao,mahereza,eny mahereza" Daniela10 : 19a

Isaorana ny Tompo fa mbola afaka nanatrika ny tany Arivonimamo izahay🙏🥰


🌿🐦🌿
12/07/2026

🌿🐦🌿

Ry VORONKELY🐦Mba hitomboan-tsika mandrakariva ao aminy Tompo;Aoka tsy ho aminy vava ihany no hilaza fa tia an’Andriamani...
20/04/2026

Ry VORONKELY🐦
Mba hitomboan-tsika mandrakariva ao aminy Tompo;
Aoka tsy ho aminy vava ihany no hilaza fa tia an’Andriamanitra isika,.fa ny fo koa ho TIA Azy marina.
Asehoy amin’ny fankatoavana izany...manoa ny ray aman-dreny, fanajana olona, fitiavana ny namana, ary fanaovana ny TSARA rehetra...
🙏 Mangataha amin’Andriamanitra mba hanadio ny fo-tsika sy hampifanaraka ny TENY lazaintsika amin’ny fiainantsika andavanandro.
Aoka isika ho AKAIKY Azy amin’ny vava sy amin’ny FO.🪶

23/03/2026

🌼🐥🐥🌸

🤩Isaorana ny Tompo taminy tontolo andro tsara nomeny ny voronkely🥰
08/02/2026

🤩Isaorana ny Tompo taminy tontolo andro tsara nomeny ny voronkely🥰

Address

Mahalavolona
Antananarivo
101

Telephone

+261331144806

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Voronkely andiany Tsikirity Flm Mahalavolona posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share