Sampati XB 85e

Sampati XB 85e � Hetsika sy Varotra mandritry ny fankalazana �

➡️TANORA MASINA ITAOSY⬅️Ndao hiaraka hihira sy hitsiky ao anaty fiderana 😊😊🎶🎶🗓️10 septembre 2023 manomboka @ 02ora  ny f...
28/08/2023

➡️TANORA MASINA ITAOSY⬅️

Ndao hiaraka hihira sy hitsiky ao anaty fiderana 😊😊🎶🎶

🗓️10 septembre 2023 manomboka @ 02ora ny fotoana 🕝

Toerana : FJKM ATSIMON'IMAHAMASINA 💒
✉️ Ny Valopy fanasana Dia alaina mialoha ao @ fandraharahana ny fiangonana FJKM ATSIMON'IMAHAMASINA na amin'ireo mpikambana SAMPATI fivondronana tanamasoandro 🌻

Skoto🔥 AYAM 🔥be izao no hiaraka ohSeho 2 be izao no ho hitan’ise ao koa tongava mividy billet ao  Atsimon’IMahamasina na...
17/05/2023

Skoto🔥 AYAM 🔥be izao no hiaraka oh
Seho 2 be izao no ho hitan’ise ao koa tongava mividy billet ao Atsimon’IMahamasina na Afaka miantso mivantana : 0345225357 raha mila billet🥰

🌻🌻Ho an’izay hitsangatsangana hiaraka @ FJKM Atsimon’IMahamasina 🌻🌻Afaka tsy misahirana mahandro sakafo intsony nareo fa...
17/05/2023

🌻🌻Ho an’izay hitsangatsangana hiaraka @ FJKM Atsimon’IMahamasina 🌻🌻
Afaka tsy misahirana mahandro sakafo intsony nareo fa micommande ato aminay Sampati dia vita oh🥰

🌿Pour tous les amateurs de randonnée  pédestre 🥾 et les amoureux de belle nature 🌿L'équipe Sampati XeB vous propose une ...
27/03/2023

🌿Pour tous les amateurs de randonnée pédestre 🥾 et les amoureux de belle nature 🌿
L'équipe Sampati XeB vous propose une promenade et balade à quelques trentaines kilomètres de Tana, tout en découvrant :
🏞️La colline sacrée D'Antongona
🏠 Les villages traditionnels d'Imerintsiatosika
🌾La belle vue des reliefs d'Itasy et ses rizières.
🌈Un circuit bien animé et riche en histoire vous attends 🌈

Inscrivez-vous dès maintenant au 034 63 698 43 ou 034 52 253 57

🌿Ho an'ireo tia fitsangatsanganana rehetra sy ireo tia zavaboary mahafinaritra 🌿
Ny ekipa Sampati XeB dia manolotra anao dia an-tongotra eo amin'ny telopolo kilometatra miala an'ny Antananarivo eo.
Hita ao anatin'izany :
🏞️Ny tendrombohitra sy ny Rovan' Antongona
🏠Ireo Tanana Tsara kely ny ambanivohitr' Imerintsiatosika
🌾
🌈Fitsidihana feno tantara sy feno fanentanana no miandry anao 🌈

Misorata anarana ao amin'ny 034 63 698 43 na 034 52 253 57

Address

FJKM Atsimon'Imahamasina
Antananarivo

Telephone

+261342203167

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sampati XB 85e posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share