Voronkely Andiany Domohina

Voronkely Andiany Domohina Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Voronkely Andiany Domohina, Religious organisation, Antananarivo.

Fivondronana FJKM Ambohitrarahaba
Ny tanjon’ny Mpanazava eto Madagascar dia ny amolavola ankizy vavy sy zatovovavy :
• Ho Vavolombelon’i Jesosy Kristy
• Ho olom-pirenena vanona �
• Ho andrin’ny fianankaviana �

31/05/2026

Izahay Voronkely Andiany Domohina dia faly miarahaba ireo Reny rehetra ✨

Happy mother's day❤️

Ho an'Andriamanitra irery ihany anie Voninahitra Mankasitraka indrindra rse 💛Vita soa ny lasy 🏕️
31/05/2026

Ho an'Andriamanitra irery ihany anie Voninahitra
Mankasitraka indrindra rse 💛

Vita soa ny lasy 🏕️


Andro Faharoa ny Lasy Miombona "MIOMBOM-PO" 💛
30/05/2026

Andro Faharoa ny Lasy Miombona
"MIOMBOM-PO" 💛


Tongasoa  niandrasana ela be🎉LASY MITOMBO 🏕️Andro Voalohany Miombon'aina 🤗"..mba ho ray ihany anie izy rehetra.."Jaona 1...
29/05/2026

Tongasoa niandrasana ela be🎉
LASY MITOMBO 🏕️

Andro Voalohany
Miombon'aina 🤗
"..mba ho ray ihany anie izy rehetra.."
Jaona 17: 21a


Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany Vita soa aman-tsara ny finale Concours technique sy famaranana ny herinandro...
23/05/2026

Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany

Vita soa aman-tsara ny finale Concours technique sy famaranana ny herinandro mpanazava 💛

🥉Tarika Brown

Mankasitraka feno ireo rehetra nanohana sy nitondra am-bavaka ✨



💛🩵

Ireto indray ary ny hetsika manaraka Manasa an'ise hatranyy Ho an'ny fanabeazana hatrany 💛💙
16/05/2026

Ireto indray ary ny hetsika manaraka
Manasa an'ise hatranyy

Ho an'ny fanabeazana hatrany 💛💙



Ny anio Niresaka momban’ny Zo an’ny ankizy 💛💙
15/03/2026

Ny anio
Niresaka momban’ny Zo an’ny ankizy 💛💙


08 martsa 2026 Andro iraisam-pirenena ho an’ny Vehivavy 👩🏼❤️Anio ihany ko no nanatanterahanay BA teo toerana izay hivori...
08/03/2026

08 martsa 2026
Andro iraisam-pirenena ho an’ny Vehivavy 👩🏼❤️

Anio ihany ko no nanatanterahanay BA teo toerana izay hivorinay isaka ny Alahady ao @ Sekoly FJKM Andriamanarefo

💙💛

08/03/2026

Scout un jour, Scout pour toujours 🫶



" Journée Mondiale de la Pensée⚜️ "
22/02/2026

" Journée Mondiale de la Pensée⚜️ "



Address

Antananarivo

Telephone

+261345866436

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Voronkely Andiany Domohina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to Voronkely Andiany Domohina:

Shortcuts

Share