14/09/2025
ππ»MISAOTRA ππ»
ππ»Tontosa soa amantsara iny ny JNA ( JournΓ©e National des Adultes) izay notontosaintsika Olon-dehibe tany amin'ny Diosezin'ny Morondava.Ny vavaka izay niombonantsika rehetra hatrany amin'ny Fanomanana ka hatramin'izao no tena fototra sy aina namelona ka nahatontosa iny fihaonam-be iny.Tsy mijanona hatreo anefa - niombona,niaina,nanatanteraka ny Fihaonam-ben'ny Olon-dehibe dia ny JNA.
π΅Tolorana fisaorana ny Solontenan'ny Papa Ray Masina ny Nonce Apostolique, ny Fivondronamben'ny Eveka eto Madagasikara niara-niombona sy niaina ary niatrika ny Fihaonam-ben'ny Olon-dehibe ny JNA 2025.
π’ Hisaorana ny fanohanana tamin'ny endriny maro samihafa nataonareo rehetra
_ Ireo Vaomiera eo ambany fiahian'ny Fivondronamben'ny Eveka eto Madagasikara.
_ Ny CEPAL : Commission Γpiscopale pour l'apostolat des LaΓ―cs
_ Ny Vovonam-pirenena Katolikan'ny Tanora.
_ Ny Vovonam-pirenena Katolikan'ny Ankizy.
_ Ireo Fikambanana Masina sy Firohotana Nasionaly.
_ Ny fitondram-panjakana Foibe sy ireo ratsamangaika any amin'ny faritry MENABE.
Ireo manamboninahitra Sivily sy Miaramila.
π© Ankasitrahana ny Ezaka lehibe nataon'ny Diosezy Mpandray izay notarihan'i S.E Mgr Fabien Raharilamboniaina.
_IreoVaomieran'asa(Commission)rehetra.
_ VLD (Vovonan'ny Lehibe
Diosezy Morondava)
_ Ny Birao Vovonan'ny Lehibe Diosezy Morondava sy ny Mpikambana rehetra tarihin'i Aomonie RP Edmond sy RP Jean FranΓ§ois Vicaire GΓ©nΓ©ral.
_Ny Birao Nasionaly VPKL.
π΅Tsy ho hadinoina koa ny mpanohana sy mpiara-miombon'antoka rehetra na mivantana na an-kolaka, tamin'ny hevitra na fitaovana na vola.
π©Nahafam-po ny fiaraha-miasa tamin'ireo haino vaky jery isan-karazany nampita vaovao sy nampiaina mivantana antsika ny hetsika rehetra :
_ Radio Fanasina.
_ RDB (Live)
_ Ny Vondrona Dream'in, I-BC,LA7
_ TVM
_ Gazety Lakroan'ny Madagasikara.
_ Radio Maria.
_ Radio Fanantenana.
_ Ireo mpanao gazety nisolontena ny radion'ny Diosezy manerana ny Nosy.
π΅Nanao ezaka manokana ireo Aomonie sy ny Biraon'ny VLD ary ireo Mpandrindra ny JNA isan-Diosezy,ka nahatonga ireny solontena marobe niatrika mivantana tany Morondava ireny.
β€οΈ MANKASITRAKA,Eβ€οΈ