Tanora ho an'i Kristy

Tanora ho an'i Kristy Fa velona sy mahery ny tenin'Andriamanitra
Hebreo 4:12

22/10/2025

AOKA HIFALY NY FON'IZAY MITADY AN'I JEHOVAH.

Sal105 (3)

20/10/2025

Aza adino ny mivavaka ho an'ny firenenao 🇲🇬

❤️
02/06/2025

❤️

🙏❤️
26/05/2025

🙏❤️

😍😍😍TANTARA MARINA😍😍😍1️⃣7️⃣0️⃣

Ny volana jona 2022 no nilazan’ny dokotera tamiko fa tsy maintsy hatao “césarienne” aho ; ary 2 andro monja aorianan’io filazana nataony io. “Mahatoky loatra Ianao, tsy handao ahy!”. Io teny io no niverimberina tao an-tsaiko. Nifamahofaho ny tahotra sy ny hafaliana ; kanefa dia mino aho fa handray an-tànana ny zavatra rehetra Jesoa.

Ny vadiko moa izany tsy afaka ny hanatrika ahy hiteraka fa miasa any amin’ny faritany, fa nandalo adin’ny 2 teto Antananarivo izy tamin’io. Nitalaho tamin’ny Tompo aho raha sitrapoNY mba ho eo izy (ny vadiko). SitrapoNY tokoa satria dia nisy fahasimbana ny fiaramanidina tokony handehanany miverina ka dia tafajanona izy (izay trangan-javatra tsy mpisy mihitsy).

Tonga ny andro hanaovana “césarienne”. Tamin’ny 7ora maraina aho no niditra ny “bloc opératoire”. Afaka adin’ny iray mahery kely teo dia tafavoaka ilay zanakay vavikely mahafatifaty. Avy hatrany dia nitomany izy ary nampisehoan’ny dokotera ahy. Hafaliana tsy omby tratra ny anay mivady, ny an’ny fianakaviako roa tonta.

Tampoka teo anefa! Nentin’ny mpitsabo tany ilay zaza. Gaga izahay hoe fa naninona! Ela loatra no nitondran’izy ireo ny zanakay tany ka dia rakotry ny tahotra sy ny tebiteby aho ; hany ka tsy nahavita nivavaka intsony.

Indrisy anefa fa tapak'andro ihany no mba nisian’ilay menaky ny ainay teto an-tany dia nandao anay sahady izy. Tsy nampino fa tahaka ny hoe nofy, nefa dia tena izy(niainako). Tsapako ho nisy tanan’Andriamanitra teo amiko nahafahako nizaka izany. Fa teo koa ny vadiko izay nampahery be ahy (izay tokoa mihitsy no tsy nampadehanan’ny Tompo azy tany amin’ny faritany fa izay vao azoko) ; ary ireo fianakaviana.

Rehefa nody izahay dia mbola tsy nampino ny saiko mihitsy ny zava-nitranga. Nitomany irery aho! Maro be ny fanontaniana nifamahofaho tao an-tsaiko tsy nahitam-baliny. Fa tamin’izany rehetra izany dia tsapako ny fampaherezan’ny Fanahy Masina. Lasa nazoto nivavaka aho. Nanana hetaheta te-hifandray akaiky amin’i Jesoa aho. Nitady fatratra Azy aho. Nazoto namaky Baiboly sy ireo boky kristiana maro. Tao anatin’ireny tenin’Andriamanitra sy fampaherezana maro ireny no nahitako fiadanam-po ; ary namafan’Andriamanitra ny ranomasoko sy ny alaheloko.

Enim-bolana taty aoriana. Bevohoka aho! Notanterahan’i Jesoa ny fanekeny taminay. Mankasitraka Tompo. Hafaliana tsy nisy toa izany ny anay mivady. Teo am-piandrasana ny fandidiana ahy hiteraka dia hira fampaherezana no nohenoiko ka dia nahatsiaro fitoniana tanteraka aho. Teraka soa aman-tsara ny malalakelinay. Tena tsapa hoe fanomezana avy amin’ny Tompo. Faly aho satria manana Andriamanitra azo hitokiana amin’ny fotoana rehetra amin’ny trangan-javatra rehetra.

ÂŤ Nitanjaka no nivoahako avy tany an-kibon'ineny, ary mitanjaka no hiverenako any; Jehovah no nanome, ary Jehovah no nanaisotra; isaorana anie ny anaran'i Jehovah Âť (Joba 1:21)

Ho an’Andriamanitra irery ihany ny voninahitra !.........................
Raha te hijoro ho vavolombelona koa ianao, eto amin’ny pejy Marka 16:15, hanambara ny asa mahagaga nataon’I Jesoa tamin’ny fiainanao dia aza misalasala mandefa izany :
*MP : Pejy Marka 16: 15 - Pst Tahina, na
*Email: [email protected]
(Alefaso fotsiny fa izahay no hanatsara ny teny malagasy)

❤️
24/05/2025

❤️

Tu ne te bats pas seule : JĂŠsus est avec toi.
Même lorsque tout semble sombre, Sa lumière brille en toi. Quand tes forces faiblissent, c’est Lui qui te soutient.
Il n’est pas seulement un spectateur de ta souffrance : Il est ton refuge, ton rocher, ton défenseur.

Rappelle-toi : JĂŠsus a vaincu le monde.
Ce que tu traverses aujourd’hui ne dépasse pas Sa puissance. Il essuie chaque larme, Il entend chaque prière Et même dans le silence, Il agit pour ton bien.

Ne baisse pas les bras. Ce combat, tu ne le mènes pas avec tes seules forces, mais avec la force de Celui qui a ressuscitÊ les morts.

Alors avance, relève-toi, espère encore.
Car avec Jésus à tes côtés, la victoire est déjà en marche 🔥

Merci seigneur 🙏
22/05/2025

Merci seigneur 🙏

❤️
05/10/2024

❤️

J’ai pris sur moi :

✔️ Tes douleurs.
✔️ Tes souffrances.
✔️ Ta maladie.
✔️ Tes peurs.
✔️ Tes doutes.
✔️ Tes faiblesses.
✔️ Tes larmes.
✔️ Tes fardeaux.

Et malgré tout, je reste à tes côtés, je suis toujours présent, veillant sur toi à chaque instant ❤️

🤍❤️
29/06/2024

🤍❤️

09/06/2024

✨

Address

Antananarivo

Telephone

+261329934049

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tanora ho an'i Kristy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to Tanora ho an'i Kristy:

Share