S. Vokovoko Manga FJKM Andravoahangy Fivavahana

S. Vokovoko Manga FJKM Andravoahangy Fivavahana Fikambanana kristianina mitaiza ho amin'ny fifadiana ny zava-mahamamo sy mahadomelina rehetra

"" Misaora an'i Jehovah, ry fanahiko; Ary izay rehetra ato anatiko, misaora ny anarany masina. ""— Salamo 103 : 1📖🙏Derai...
12/08/2026

"" Misaora an'i Jehovah, ry fanahiko; Ary izay rehetra ato anatiko, misaora ny anarany masina. ""
— Salamo 103 : 1📖🙏

Deraina ny Tompo Jesoa✨✝️
Tontosa ny asa fitoriana Filazantsara izay natao tany Masakalina - Anjorobe, izay n iarahana niasa tamin'ny FJKM MASAKALINA FITIAVANA - SP22 Mananara Firaisana. 🥰📖

Ny Voninahitra dia hoan'ANDRIAMANITRA irery ihany! 😇

" Koa amin'izany, ry rahalahy malalako, dia miorena tsara, aza miova, ary mahefà be mandrakariva amin'ny asan'ny Tompo, ...
07/08/2026

" Koa amin'izany, ry rahalahy malalako, dia miorena tsara, aza miova, ary mahefà be mandrakariva amin'ny asan'ny Tompo, satria fantatrareo fa tsy foana tsy akory ny fikelezanareo aina ao amin'ny Tompo. "
📖✝️
— I Korintiana 15 : 58

Tafika Masina atao any amin'ny FJKM Masakalina Fitiavana - SP22 MANANARA FIRAISANA.

Ny VAROTRA rahampitso 🥰😋Asaina isika Kristianina rehetra😇, raiso izay anjaranao ho fanohanana ny Asa nomen'i RAY antsika...
20/06/2026

Ny VAROTRA rahampitso 🥰😋
Asaina isika Kristianina rehetra😇, raiso izay anjaranao ho fanohanana ny Asa nomen'i RAY antsika🥰🥳💪
Mandroso oooo🤩

Anjaran'ny ray izao🥰'ny ray hoavy izao dia manomana Antsan-kira hoan'ny ray rehetra ny SVM eto FJKM Andravoahangy Fivava...
11/06/2026

Anjaran'ny ray izao🥰
'ny ray hoavy izao dia manomana Antsan-kira hoan'ny ray rehetra ny SVM eto FJKM Andravoahangy Fivavahana mba ho fanomezam-boninahitra an'Andriamanitra. 🥳🥰

Herinandro Manga💙✝️Heb 10: 25📖"Aza mahafoy ny fiarahantsika miangona, tahaka ny fanaon'ny sasany, fa mifananara kosa, ma...
11/06/2026

Herinandro Manga💙✝️
Heb 10: 25📖
"Aza mahafoy ny fiarahantsika miangona, tahaka ny fanaon'ny sasany, fa mifananara kosa, mainka satria hitanareo fa mihantomotra ny andro."

Koa faly manasa anao ny SVM eto FJKM Andravoahangy Fivavahana , taomy ny namana sy havana rehetra🙏😇🥰

Aza adino n'y rahampitso ary eee😇 marainaFJKM Andravoahangy Fivavahana ⛪tongava maro eeee🥳
17/04/2026

Aza adino n'y rahampitso ary eee😇
maraina
FJKM Andravoahangy Fivavahana ⛪

tongava maro eeee🥳

"NY FANDRESENA FAKAM-PANAHY MANOLOANA NY FIVOARAN'NY FIAINANA ANKEHITRINY. "✔️✝️Ndeha hifampitaona isika😇🤝Ndao hiara-hia...
10/04/2026

"NY FANDRESENA FAKAM-PANAHY MANOLOANA NY FIVOARAN'NY FIAINANA ANKEHITRINY. "✔️✝️

Ndeha hifampitaona isika😇🤝
Ndao hiara-hianatra ao amin'ny Tompo✝️

Ny 18 Aprily izao ary ny fotoana, manomboka maraina:
✔️Fanompoam-pivavahana iombonana.
✔️Famelabelaran-kevitra.
✔️Fanentanana an-kira.
Toerana: FJKM Andravoahangy Fivavahana⛪

Misy ihany koa ny sakafo atoandro izay iombonan-tsika izay mirary: 2500ar✔️👈

Tongava maro tompoko

" Fa asany isika, voaforona tao amin'i Kristy Jesoa mba hanao asa tsara,... "Efe 2: 10📖✝️Androm-bokatry ny Rantsana Fana...
17/03/2026

" Fa asany isika, voaforona tao amin'i Kristy Jesoa mba hanao asa tsara,... "
Efe 2: 10📖✝️
Androm-bokatry ny Rantsana Fanantenana ny 21 sy 22 Marsa hoavy izao🥳
Koa manasa antsika rehetra hoavy hanotrona sy hifanohana ho fampandehanana ny asan'ny Sampana. 😇🤝

Tongava maro oooh🥳

FJKM Andravoahangy Fivavahana

Bonne année 🥳🥳🥰Misaotra ilay Mpahary fa mbola nahatratra ity taona vaovao 2026 ity indray isika. 🥰🥳" Mifalia mandrakariv...
31/12/2025

Bonne année 🥳🥳🥰

Misaotra ilay Mpahary fa mbola nahatratra ity taona vaovao 2026 ity indray isika. 🥰🥳

" Mifalia mandrakariva. Mivavaha, ka aza mitsahatra. " I Tes 5: 16

29/12/2025

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when S. Vokovoko Manga FJKM Andravoahangy Fivavahana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share