Kristiana Mifanohana

Kristiana Mifanohana Revelation 2 : 1-7

Ho anao izay mila VAVAKA mandefasa hafatra miafina fa misy mpanompon’Andriamanitra hamaly anao ary vonona ny hivavaka ho...
03/02/2026

Ho anao izay mila VAVAKA mandefasa hafatra miafina fa misy mpanompon’Andriamanitra hamaly anao ary vonona ny hivavaka ho anao.

Bonne année à tous 🎊🎉«Maintenant, le Seigneur dit: « Ne pensez plus à ce qui est déjà arrivé, oubliez le passé. En effet...
02/01/2026

Bonne année à tous 🎊🎉

«Maintenant, le Seigneur dit: « Ne pensez plus à ce qui est déjà arrivé, oubliez le passé. En effet, je vais faire quelque chose de nouveau, qui grandit déjà. Est-ce que vous ne le voyez pas? Oui, je vais ouvrir un chemin dans le désert, je vais faire couler des fleuves dans ce lieu sec.»
‭‭Ésaïe‬ ‭43‬:‭18‬-‭19‬

Izahay eto amin’ny Page Kristiana Mifanohana dia faly miarahaba an-tsika rehetra nahatratra ny KRISMASY 2025
26/12/2025

Izahay eto amin’ny Page Kristiana Mifanohana dia faly miarahaba an-tsika rehetra nahatratra ny KRISMASY 2025

02/12/2025

Aza manahy fa AVELAO NY HOAVY no HANAMBARA AZY

14/05/2025

JESOSY ilay OMALY tsy MIOVA ANIO ary MANDRAKIZAY
HAINY natao OMALY mbola HAINY ATAO FOANA 🫵🏻

13/05/2025
10/05/2025

⚠️Tsy NATERAKA ny ho RESY 🚶izany IANAO 🫵🏻
Amin’ny anaran’i JESOSY KRISTY

09/05/2025

Inona no Tianao ho tanterahan’
ANDRIAMANITRA AMINAO amin’ity volana MAI ity?

Ny FIFANOHANANA dia tsy natao ho an’ny olona RERAKA na LAVO fa natao hoan’ny olona te HANDEHA LAVITRA amin’ny fiarahana ...
07/04/2025

Ny FIFANOHANANA dia tsy natao ho an’ny olona RERAKA na LAVO fa natao hoan’ny olona te HANDEHA LAVITRA amin’ny fiarahana amin’ANDRIAMANITRA

Ry namako,Ny tanjon’ny RATSY eo amin’ny fiaintsika dia ny hanimba, homono, handringana. Tadidio nefa fa raha te handresy...
24/02/2025

Ry namako,
Ny tanjon’ny RATSY eo amin’ny fiaintsika dia ny hanimba, homono, handringana.

Tadidio nefa fa raha te handresy ny RATSY isika dia mila manana toe-po t haka an’i JESOSY

Ny toe-pon’i JESOSY dia

Romana 12:21
Aza mety ho resin'ny RATSY ianao, fa RESEO amin'ny SOA ny RATSY.

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261346114831

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kristiana Mifanohana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to Kristiana Mifanohana:

Share