Club Moto Evangélique

Club Moto Evangélique �Fikambanana Kristiana mampivondrona ny mpankafy moto rehetra tsy an-kanavaka.
�Fikambanana neutre,tsy miankina amin'ny antokom-pivavahana na fiangonana.

🔥🔥 RETOUR EN FORCE 🔥🔥..Mapiomana an-tsika mpikambana rehetra fa  hiverina @ laoniny tanteraka ny CLUB MOTO ÉVANGÉLIQUE r...
22/07/2025

🔥🔥 RETOUR EN FORCE 🔥🔥..Mapiomana an-tsika mpikambana rehetra fa hiverina @ laoniny tanteraka ny CLUB MOTO ÉVANGÉLIQUE rehefa nandalo fotona fiomanana maharitra ny @ activités rehetra ny mpitantana... Halefanay tsy ho ela ny programme sy ny siège afaha-tsika rehetra hihaona sy hitafatafa ho @ programme rehetra.

🔺Ny Club Moto Évangélique dia fikambana manana rafitra ary mijoro ara-panjakana

Miomana tsy ho ela intsony 🙏

🤩Randonnée MOTO 🏍️ÉVANGÉLIQUE 🤩Ny 3-4 NOVEMBRE ANY MIARINARIVO Sy AMPEFY ny direction 🤩😇Dia FALY manasa anao izahay .🤩Po...
14/10/2023

🤩Randonnée MOTO 🏍️ÉVANGÉLIQUE 🤩
Ny 3-4 NOVEMBRE ANY MIARINARIVO Sy AMPEFY ny direction 🤩😇
Dia FALY manasa anao izahay .🤩
Point de départ Rendez-Vous SHELL ANTANIMENAKELY AMPITATAFIKA


Club Moto Evangélique🔥🔥🔥🔥🔥🔥🔥🔥🔥🔥🔥🔥🔥🔥🔥🔥Ho anao izay tia moto,Ho anao izay tia mitory filazantsaraHo anao izay te hahazo na...
06/04/2023

Club Moto Evangélique

🔥🔥🔥🔥🔥🔥🔥🔥🔥🔥🔥🔥🔥🔥🔥🔥

Ho anao izay tia moto,
Ho anao izay tia mitory filazantsara
Ho anao izay te hahazo namana vaovao
Ho anao izay te hiditra ato Club Moto Évangélique,
Ndao ary hiaraka aminay e!!!!!!!!

Randonnée sy Évangélisation miarakamin'ny CME hoany Talata Volonondry isika!

Ny Asabotsy 06 May 2023 ho avy izao
Ny toerana hiaingana miaraka dia: eo @ Station Jovenna vaovao eo @ Maris Masay @ 8ora 30mn.

Aza adino ny sakafo izay sahaza anao.
Tenue hiraisana: Amboniny: t-shirt (loko izay tinao)
Ambaniny: loko mainty

Amin'io ihany koa no handraisana ireo izay mbola te hiditra ato .

Romana 8:31 "Inona ary no holazaintsika ny amin'izany zavatra izany? Raha Andriamanitra momba antsika, iza no hahatohitra antsika?"

Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany.

🔴🔴🔴🔴🏍️🛵J-1🛵🏍️🔴🔴🔴🔴🔴      EFA VONONA VE ISIKA EEEEE???RAHAMPITSO ARY ILAY FOTOANA ,TAOMY DAHOLO NY NAMANA SY TAPAKA.Départ...
31/03/2023

🔴🔴🔴🔴🏍️🛵J-1🛵🏍️🔴🔴🔴🔴🔴
EFA VONONA VE ISIKA EEEEE???
RAHAMPITSO ARY ILAY FOTOANA ,TAOMY DAHOLO NY NAMANA SY TAPAKA.

Départ : 08h30 eo @ station Shell Iavoloha
Direction : Behenjy

🔴🔴🔴🔴🔴🔴🔴🔴🔴🔴🔴🔴🔴🔴🔴MIARAHABA ANTSIKA REHETRE E!Iza daholo no efa dodona sy liana😊Tonga ary ity ilay fotoana lehibe izay efa ...
16/03/2023

🔴🔴🔴🔴🔴🔴🔴🔴🔴🔴🔴🔴🔴🔴🔴
MIARAHABA ANTSIKA REHETRE E!

Iza daholo no efa dodona sy liana😊

Tonga ary ity ilay fotoana lehibe izay efa niandrasantsika,
Asabotsy 01 Aprily 2023 ho avy izao @ 8h30 ny fotoana eo @ Shell Iavoloha.
Samia mitondra izay sakafo sahaza azy, fa eny an-dalana isika no misakafo.

Koa entanina sahady isika mba hihomana eee !!!

"Raha Jéhovah no momba antsika iza no hahatohitra antsika"

CLUB MOTO ÉVANGÉLIQUE MADAGASCAR

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Club Moto Evangélique posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share