13/03/2024
OMBAY MITADY
I Steeve. 31 ans.
Niala tao an-tranony eny Merimandroso Itaosy ny Alatsinainy 11 Mars tamin'ny 10h maraina nilaza hiantsena, "pile chargeable" ho ataony ao ampiangonana, eny Analakely ary tsy mbola nody hatramin'izao.
Salama saina izy. Saingy misy fotoana mifanintona dia tsy mahatsiaro tena eo amin ny fahefakadiny eo. Mandringa izy ( tsy ampy ny ila tongony ankavia).
Akanjo nanaovany: polo manga - pataloha jean bleu delavé - kapa (footloose) mavo.
Nitondra biskleta miloko manga.
Ny telephone rehetra any aminy efa tsy misy tratra antso.
Iangaviana izay mahita azy iantso ny fianakaviany 034 11 575 00 na 034 07 051 80 na hampandre ny mpitandro ny filaminanana akaiky azy.