24/07/2024
Salama eh✨
Izahay mpitarika ny AFC na All For Christ dia manasa antsika rehetra anatrika ny regroupement général ho tanterahana ny 25 jolay 2024 , izay anetanana antsika rehetra na ny efa mpikambana na ny maniry hiditra mpikambana na maniry ny ahafantatra misimisy kokoa momban'ny fikambanana ,ny antom-pisiany ,ary ireo projet isakarazany ❤️