FJKM Atsimon'Imahamasina - Pejy Ofisialy

FJKM Atsimon'Imahamasina - Pejy Ofisialy FIANGONANA MAHA MASINA

06/09/2026

TORITENY ALAHADY 06 SEPTAMBRA 2026, FJKM ATSIMON'IMAHAMASINA

HEBREO 11 : 1-13

" METEZA HIASA AMIN'NY FINOANA "

RANAIVONIARIVO Tiana Alisoa, Mpitandrina

Youtube: https://youtu.be/fXJaNhWPKA8

30/08/2026

TORITENY ALAHADY 30 AOGOSITRA 2026, FJKM ATSIMON'IMAHAMASINA

''ALAHADY ITONDRANA AM-BAVAKA NY AKAFITA''

'' ALAHADY ITONDRANA AM-BAVAKA FDL ''

HERIVAO Pojet , Mpitandrina

Youtube: https://youtu.be/EaNpo3h9EG0

30/08/2026

Rindran-kira ara-pilazantsara

23/08/2026

TORITENY ALAHADY 23 AOGOSITRA 2026, FJKM ATSIMON'IMAHAMASINA

II TIMOTY 2 : 1 - 7

RAMANAMPANDIMBY Rosa , Mpitandrina

Youtube: https://youtu.be/tzh4Gn6d0sE

18/08/2026
17/08/2026

❌2 andro teny ambony ranomasina = zéro trondro❌

Tamin’io andro io, raha mbola nitazona an’ity fanjonoana ity aho, dia nisy zavatra tonga tao an-tsaiko:

Mitovy amin’ny fanjonoana ny fandraharahana.

Afaka manana fitaovana tsara indrindra ianao, manjono eo amin’ny toerana mety indrindra, eo ambony sambo mety indrindra.... nefa mbola mety hiandry ela vao mahazo trondro.

Toy izany ny business

Afaka manomboka offre ianao, manao publication, mitady clients, mampiasa vola… nefa tsy mahita vokatra avy hatrany.

Ny fahadisoana goavana indrindra dia ny "impatience"

« Oadray, toa tsy mandeha izy zany. »

Ny mpanjono mahay tsy kivy ao anatin'ny 10 minitra tsy nahazo n'inona n'inona.

Mandinika izy.
Manova technique.
Manandrana toerana hafa.
Manova ny appât.
Ary indrindra indrindra: mahay miandry.

Toy izany koa no tokony hataon’ny entrepreneur.

Misy fahasamihafana lehibe eo amin’ny miandry fotsiny tsy manao n'inona n'inona sy ny manana faharetana sady manatsara ny tactique atao isan’andro.

Indraindray, ilay client lehibe manaraka efa ao akaiky ao
Indraindray ilay opportunité vaovao, na ilay contrat lehibe andrasanao… efa ao ambadika kely ao, fa ianao no manajanona aloha loatra.

Aza maika milavo lefona

Tsara ity alatsinainy ity

16/08/2026

TORITENY ALAHADY 16 AOGOSITRA 2026, FJKM ATSIMON'IMAHAMASINA

Efesiana 2 : 8 - 10

RAMANAMPANDIMBY Rosa , Mpitandrina

Youtube : https://youtu.be/rCv1JXU9Wq0

10/08/2026

TORITENY ALAHADY 09 AOGOSITRA 2026 , FJKM ATSIMON'IMAHAMASINA

« MAHATOKY AMIN’NY ASANY NY MPINO»

' ALAHADY ITONDRANA AMBAVAKA NY KFTM MARITIORA''

RASOLOFOMBOLANA José Olivier , Mpitandrina

Lien youtube: https://youtu.be/ZYqEbbP3ZHM

02/08/2026

TORITENY ALAHADY 02 AOGOSITRA 2026 , FJKM ATSIMON'IMAHAMASINA

« MAHATOKY AMIN’NY ASANY NY MPINO»

''FANOHANANA NY FANORENAM-PIANGONANA FJKM EDENA VAOVAO TSIHOMBE''

RAHERINIONJA Sahondra Lucienne , Mpitandrina FJKM Edena Vaovao Tsihombe

https://youtu.be/x-htsd-qics

Address

Mahamasina Atsimo
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FJKM Atsimon'Imahamasina - Pejy Ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share