09/01/2026
😍Miandrandra fahatsara , fiovana, fahombiazana vé amin'ny ity taona ity
🥰Andao hivavaka , hahery ao amin'ny Fanahy
🔥Izay resinao ao amin'ny tonton'ny Fanahy dia resinao ety amin'ny hita maso ,
Andao hahery ara- panahy dia mahery isika amin'ny zavatra rehetra
Izay EFA noetinao sy nagatahanatsika amin'ny vavaka dia mahazo antoka isika fa mandray an-tanana ❤️🙏Izy Ilay Mahay manao n'y zavatra rehetra ❤️🙏
Atomboy amin'ny vavaka bé dia bé ity taona ity 🙏 ho hitanao ny fiantraikany 👍