Tranovatorasalamamaritiora Ambohipotsy

Tranovatorasalamamaritiora Ambohipotsy Eglise locale

28/05/2026
Romains 4 v 1-8 Que dirons-nous donc qu'Abraham, notre père, a obtenu selon la chair? Si Abraham a été justifié par les ...
22/04/2026

Romains 4 v 1-8 Que dirons-nous donc qu'Abraham, notre père, a obtenu selon la chair? Si Abraham a été justifié par les oeuvres, il a sujet de se glorifier, mais non devant Dieu. Car que dit l'Ecriture? Abraham crut à Dieu, et cela lui fut imputé à justice. Or, à celui qui fait une oeuvre, le salaire est imputé, non comme une grâce, mais comme une chose due; et à celui qui ne fait point d'oeuvre, mais qui croit en celui qui justifie l'impie, sa foi lui est imputée à justice. De même David exprime le bonheur de l'homme à qui Dieu impute la justice sans les oeuvres: Heureux ceux dont les iniquités sont pardonnées, Et dont les péchés sont couverts! Heureux l'homme à qui le Seigneur n'impute pas son péché!
SOLA GRATIA - NY FAHASOAVANA IRERY IHANY

22/04/2026
22/04/2026
🔹 FINTINA FOHY – Salamo 51:1-12👉 Ny fibebahana marina dia misy dingana 3 tsotra:1. FIAIKEN-KELOKAMandini-tena, tsy mitsa...
25/03/2026

🔹 FINTINA FOHY – Salamo 51:1-12

👉 Ny fibebahana marina dia misy dingana 3 tsotra:

1. FIAIKEN-KELOKA

Mandini-tena, tsy mitsara ny hafa

Manaiky hoe mpanota eo anatrehan’Andriamanitra

Manaiky fa maloto ny fo

👉 “Fantatro ny fahadisoako”

2. FANGATAHANA FANAVAOZANA

Mangataka fanadiovana tanteraka

Mangataka fo vaovao

Mangataka ny Fanahy Masina

👉 “Amoròny fo madio aho”

3. FAMONJENA AO AMIN’I KRISTY

Jesoa no mamela heloka

Jesoa no manavao antsika

Jesoa no manome fifaliana vaovao

👉 “Ampodio amiko ny fifalian’ny famonjenao”

💡 HAFATRA TSOTRA AZO TSOAHINA

❌ Aza mitsara ny hafa
❌ Aza manamarin-tena

✅ Miaike heloka
✅ Mibebaha
✅ Manatòna an’i Jesoa

👉 Dia havaozin’Andriamanitra tanteraka ianao.

Ary homeko fo vaovao ianareo, ary fanahy vaovao no hataoko ao anatinareo, ary hesoriko amin'ny nofonareo ny fo vato, ka ...
06/03/2026

Ary homeko fo vaovao ianareo, ary fanahy vaovao no hataoko ao anatinareo, ary hesoriko amin'ny nofonareo ny fo vato, ka homeko fo nofo ianareo. — Ezekiela 36 : 26

Fa izay rehetra nandray Azy dia nomeny hery* ho tonga zanak'Andriamanitra, dia izay mino ny anarany, [*Na: anarana, na fahefana] — Jaona 1 : 12

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261341013767

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tranovatorasalamamaritiora Ambohipotsy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to Tranovatorasalamamaritiora Ambohipotsy:

Share