13/05/2025
Ary raha tara loatra rahampitso ? ⏰
Aza ahemotra intsony ny fotoana tokony hanatonanao an'Andriamanitra 🙏
Hafatra feno fanantenana 🌈, fahamarinana ary fiainana no miandry anao ✨
Avia ary fantaro ilay fampanantenana lehibe indrindra ho an'ny olombelona :
HO AVY INDRAY I JESOSY ✝️
Aza adino ity fihaonambe ity, mety hiova mandrakizay ny fiainanao...❤️
Toerana : Fiangonana Advantista Anosibe 1 (Ampitan'ny Tranombarotra Mahasoa SOCOMA)
Daty : 18 hatramin'ny 31 Mai 2025
Ora : isan-kariva amin'ny 06 ora tsy diso