11/08/2026
Misaotra an'Andriamanitra fa vita soa ny fitoriana Filazantsara notanterahin'ny SVM avy ao @ FJKM Andravoahangy Fivavahana( Tafika Masina isan-tokantrano, hetsika an-tsehatra, fandefasana horonantsarimihetsika evanjelika...) ny Zoma 07-Alahady 09 Aogositra 2026.
Mankasitraka ny azy ireo izay tarihin'ny Filohany.
Isaorana koa ny Mpitandrina sy Fitandremana manontolo ao Andravoahangy Fivavahana namela azy ireo handeha.
Isaorana koa ny kristiana ato @ FJKM Masakalina Fitiavana, nifanome tanana t@ fandraisam-bahiny.
Ny voninahitra anie, ho an'Andriamanitra irery ihany.